Daniela 11:26 - DIEM PROTESTANTA26 Fa izay olona akaiky azy ihany no hanapotika azy; ka ho resim-pahavalo ny tafiny, ary ho marobe ny faty hiampatrampatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 Eny, izay homana ny hanina avy aminy ihany no hahalavo azy, ary ny miaramilany dia hanenika sy hanafotra ny tany ka maro ny faty hiampatrampatra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Fa izay olona akaiky azy ihany no hanapotika azy; ka ho resim-pahavalo ny tafiny, ary ho marobe ny faty hiampatrampatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 Eny, izay homana ny hanina avy aminy ihany no hahalavo azy, ary ny miaramilany hanerana toy ny safotra, sady maro ny faty hiampatrampatra. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 Eny, izay homana ny hanina avy aminy ihany no hahalavo azy, ary ny miaramilany hanerana toy ny safotra, sady maro ny faty hiampatrampatra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache26 Eny, izay homana ny hanina avy aminy ihany no hahalavo azy, ary ny miaramilany dia hanenika sy hanafotra ny tany ka maro ny faty hiampatrampatra. Jereo ny toko |
«Ary amin’ny fotoana farany dia hanoto azy indray ny mpanjaka ao atsimo, nefa ny mpanjaka ao avaratra dia hipaoka azy toy tafio-drivotra miaraka amin-kalesy sy mpitaingi-tsoavaly ary sambo marobe; ary hiditra amin’ny tany isan-karazany izy ka hihoatra sisintany ombàn-tafika sy hipariaka toy ny ranovaky.