Daniela 11:25 - DIEM PROTESTANTA25 «Ary hasesiky ny heriny sy ny hambompony izy ka hombàn-tafika lehibe no hiroso hamely ny mpanjaka ao atsimo; ary io mpanjaka ao atsimo io dia hioman-kiady miaraka amina tafika goavana sy matanjaka tokoa, kanjo tsy hahatohitra satria hanaovana teti-dratsy hahavoa azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Hampiasa ny heriny sy ny hafanam-pony mba hamelezana ny mpanjakan’ny atsimo amin’ny miaramila maro izy; ny mpanjakan’ny atsimo kosa dia hanafika ka hitondra miaramila maro sady tena mahery; nefa tsy hahajanona izy satria hisy hamoron-tsaina hamely azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 «Ary hasesiky ny heriny sy ny hambompony izy ka hombàn-tafika lehibe no hiroso hamely ny mpanjaka ao atsimo; ary io mpanjaka ao atsimo io dia hioman-kiady miaraka amina tafika goavana sy matanjaka tokoa, kanjo tsy hahatohitra satria hanaovana teti-dratsy hahavoa azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Ary hanaitra ny heriny sy ny fony izy hamely ny mpanjakan’ny atsimo amin’ny miaramila maro; ary ny mpanjakan’ny atsimo kosa hanafika mitondra miaramila maro sady mahery indrindra; nefa tsy hahajanona izy, satria hisy hamoron-tsaina hamely azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible25 Ary hanaitra ny heriny sy ny fony izy hamely ny mpanjakan'ny atsimo amin'ny miaramila maro; ary ny mpanjakan'ny atsimo kosa hanafika mitondra miaramila maro sady mahery indrindra; nefa tsy hahajanona izy, satria hisy hamoron-tsaina hamely azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache25 Hampiasa ny heriny sy ny hafanam-pony mba hamelezana ny mpanjakan’ny atsimo amin’ny miaramila maro izy; ny mpanjakan’ny atsimo kosa dia hanafika ka hitondra miaramila maro sady tena mahery; nefa tsy hahajanona izy satria hisy hamoron-tsaina hamely azy. Jereo ny toko |
«Ary amin’ny fotoana farany dia hanoto azy indray ny mpanjaka ao atsimo, nefa ny mpanjaka ao avaratra dia hipaoka azy toy tafio-drivotra miaraka amin-kalesy sy mpitaingi-tsoavaly ary sambo marobe; ary hiditra amin’ny tany isan-karazany izy ka hihoatra sisintany ombàn-tafika sy hipariaka toy ny ranovaky.