2Timoty 3:1 - DIEM PROTESTANTA1 Aoka ho fantatrao fa any am-parany any dia hisy fotoana sarotra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Fa aoka ho fantatrao izao: Any am-parany any dia hisy andro sarotra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Aoka ho fantatrao fa any am-parany any dia hisy fotoana sarotra; Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 Aoka ho fantatrao fa any aoriana any, dia hisy andro sarotra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 FA aoka ho fantatrao izao: fa any am-parany any dia hisy andro mahory. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Fa aoka ho fantatrao izao: fa any am-parany any dia hisy andro mahory. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Fa aoka ho fantatrao izao: Any am-parany any dia hisy andro sarotra. Jereo ny toko |
Hanafika an’i Israely vahoakako ianao, ka hanarona ny taniny toy ny andian-drahona matevina. Any aoriana be any no hisehoan’izany. Haniraka anao hanafika ny taniko Aho, ry Gôga, mba hieken’ny hafa firenena fa Izaho no Andriamanitra masina; ary ianao no fitaovana hanehoako izany eo imasony amin’ny hamelezako anao.
«Ary ny mpanjaka hanao araka izay sitrapony; dia hanandra-tena sy hihevi-tena ho ambonin’ny andriamanitra rehetra ka hiteny zava-mampivarahontsana hanohitra an’ilay Andriamanitry ny andriamanitra. Ary hanam-pahombiazana izy ambara-pihatran’ny fahatezeran’Andriamanitra, satria ho tanteraka izay efa voatendry.
Ary ilay lehilahy nitafy rongony fotsy teo ambonin’ny ranon’ny ony nanangana ny tanany ankavanana sy ankavia ho amin’ny lanitra ka reko niteny hoe: ‹Amin’Ilay Andriamanitra velona mandrakizay no ianianako fa telo taona sy tapany no haharetan’ireo zavatra ireo; ary hifarana ireo rehefa ho montsana tanteraka ny herin’ilay vahoakan’Andriamanitra.›