2Timoty 2:26 - DIEM PROTESTANTA26 ary hody ny sain’ireo ka ho afaka amin’ny fandriky ny devoly izay nanao azy sambo-belona hanaraka ny sitrapony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 dia hody ny sainy ho afaka amin’ny fandriky ny devoly izay nanao azy sambo-belona hanao ny sitrapony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 ary hody ny sain’ireo ka ho afaka amin’ny fandriky ny devoly izay nanao azy sambo-belona hanaraka ny sitrapony. Jereo ny tokoBaiboly Katolika26 ka hody ny sainy, ary ho afaka amin’ny fandriky ny demony izy, izay nanao azy sambo-belona mba hanao ny sitrapony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 ka hody ny sainy ho afaka amin’ny fandriky ny devoly, izay nanao azy sambo-belona hanao ny sitrapony. Jereo ny tokoMalagasy Bible26 ka hody ny sainy ho afaka amin'ny fandriky ny devoly, izay nanao azy sambo-belona hanao ny sitrapony. Jereo ny toko |
Koa ny tenin’ny TOMPO ho azy ireo dia tonga tsy misy heviny toy ny hoe: «TSA ampiana V: TSAV; TSA ampiana V: TSAV. KA ampiana V: KAV; KA ampiana V: KAV. Indray mandeha ity, indray mandeha irỳ. Ka farany ho tafintohina izy raha mandeha, dia hianjera mitsilany ka hahasimba ny voany, ary hifaningotra tongotra ka tsy ho afa-miarina.