2Timoty 2:15 - DIEM PROTESTANTA15 Mikeleza aina mba ho olona voazaha toetra eo imason’Andriamanitra, ka ho mpiasa tsy mahazo henatra amin’ny asany, mamoaka tsara ny teny momba ny fampianarana marim-pototra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Mazotoa manolotra ny tenanao amin’Andriamanitra ho olona voazaha toetra, dia mpiasa tsy mahazo henatra izay mizara tsara ny tenin’ny fahamarinana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Mikeleza aina mba ho olona voazaha toetra eo imason’Andriamanitra, ka ho mpiasa tsy mahazo henatra amin’ny asany, mamoaka tsara ny teny momba ny fampianarana marim-pototra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika15 Mikeleza aina mba hiseho amin’Andriamanitra ho lehilahy voazaha toetra, sy mpanompo tsy mahazo henatra, ary mizotra mahitsy amin’ny teny fahamarinana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Mazotoa manolotra ny tenanao amin’Andriamanitra ho olona voazaha toetra, dia mpiasa tsy mahazo henatra, mizara tsara ny teny fahamarinana. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Mazotoa manolotra ny tenanao amin'Andriamanitra ho olona voazaha toetra, dia mpiasa tsy mahazo henatra, mizara tsara ny teny fahamarinana. Jereo ny toko |
Tafaray amin’i Kristy koa ianareo, satria efa renareo ilay hafatra marim-pototra, izany hoe ny Vaovao Mahafaly izay nitondra ny famonjena taminareo, ary efa ninoanareo i Kristy. Ka dia nasiana tombokase maha fananan’Andriamanitra ianareo, tamin’ny nanomezana anareo ny Fanahy Masina Izay nampanantenaina.