2Timoty 2:14 - DIEM PROTESTANTA14 Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan’Andriamanitra izy mba tsy hiady teny; satria tsy mahasoa izany, fa mamohehatra ny mpihaino aza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona; koa anaro mafy eo anatrehan’ny Tompo izy mba tsy hampiady teny satria tsy mahasoa akory izany fa mamadika ny mpihaino. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan’Andriamanitra izy mba tsy hiady teny; satria tsy mahasoa izany, fa mamohehatra ny mpihaino aza. Jereo ny tokoBaiboly Katolika14 Ampahatsiarovy ny olona izany, ary anaro eo anatrehan’Andriamanitra izy mba tsy hiady teny foana, satria tsy mahasoa akory izany, fa mamohehatra ny mpihaino aza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 IZANY zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan’ny Tompo izy mba tsy hiady teny, satria tsy mahasoa akory izany fa mamadika ny mpihaino. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan'ny Tompo izy mba tsy hiady teny, satria tsy mahasoa akory izany, fa mamadika ny mpihaino, Jereo ny toko |