2Timoty 2:14 - Baiboly Katolika14 Ampahatsiarovy ny olona izany, ary anaro eo anatrehan’Andriamanitra izy mba tsy hiady teny foana, satria tsy mahasoa akory izany, fa mamohehatra ny mpihaino aza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona; koa anaro mafy eo anatrehan’ny Tompo izy mba tsy hampiady teny satria tsy mahasoa akory izany fa mamadika ny mpihaino. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan’Andriamanitra izy mba tsy hiady teny; satria tsy mahasoa izany, fa mamohehatra ny mpihaino aza. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan’Andriamanitra izy mba tsy hiady teny; satria tsy mahasoa izany, fa mamohehatra ny mpihaino aza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 IZANY zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan’ny Tompo izy mba tsy hiady teny, satria tsy mahasoa akory izany fa mamadika ny mpihaino. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona, ka anaro mafy eo anatrehan'ny Tompo izy mba tsy hiady teny, satria tsy mahasoa akory izany, fa mamadika ny mpihaino, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Izany zavatra izany no ampahatsiarovy ny olona; koa anaro mafy eo anatrehan’ny Tompo izy mba tsy hampiady teny satria tsy mahasoa akory izany fa mamadika ny mpihaino. Jereo ny toko |
Indro hiaviako ireo izay maminany nofy lainga, - teny marin’i Iaveh, - izay milaza izany, mampaniasia ny vahoakako, amin’ny laingany sy ny antsanga tsy aman’orana ataony. Tsy naniraka azy, na nandidy na inona na inona azy akory Aho. Koa tsy mahasoa ity firenena ity akory izy, - teny marin’i Iaveh. -