Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 9:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Ary rehefa samy hitan’ny mpanjakavavin’i Sebà ny fahendren’i Salômôna sy ny trano izay naoriny,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Rehefa hitan’ilay mpanjakavavin’i Sheba ny fahendren’i Solomona, ny trano izay naoriny,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Ary rehefa samy hitan’ny mpanjakavavin’i Sebà ny fahendren’i Salômôna sy ny trano izay naoriny,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Ka nony hitan’ity mpanjakavavin’i Sabà ny fahendren’i Salômôna sy ny trano nataony,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Ary rehefa hitan’ilay mpanjakavavin’i Sheba ny fahendren’i Solomona sy ny trano izay nataony

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Ary rehefa hitan'ilay mpanjakavavin'i Sheba ny fahendren'i Solomona sy ny trano izay nataony

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Rehefa hitan’ilay mpanjakavavin’i Sheba ny fahendren’i Solomona, ny trano izay naoriny,

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 9:3
7 Rohy Ifampitohizana  

Voavalin’i Salômôna avokoa ny fanontaniana rehetra nataony, ka tsy nisy zavatra niafina tamin’ny mpanjaka ireny fa nanomezany valinteny avokoa.


Voavalin’i Salômôna avokoa ny fanontaniana rehetra nataony, ka tsy nisy zavatra niafina tamin’ny mpanjaka ireny fa nanomezany valinteny avokoa.


ny sakafo fihinana teo amin’ny latabany sy ny toeram-ponenan’ny tandapany ary koa ny fahamendrehana amam-pitafian’ireo mpandroso sakafo sy mpitondra divay, ny ambaratongan-tohatra izay niakaran’i Salômôna ho ao an-tranon’ny TOMPO, dia talanjona aoka izany izy


Diniho koa ange ny fanirin’ny voninkazo: tsy miasa na mamoly izy ireny; kanefa lazaiko aminareo fa na i Salômôna teo amin’ny voninahiny rehetra aza, dia tsy tsara fitafiana toy ny iray amin’izy ireny.


Hafaliana ny azy nony tonga tany ka nahita ny vokatry ny fahasoavan’Andriamanitra; ary nananatra azy rehetra i Barnabà mba tsy hiroa fo fa haharitra hiombona amin’ny Tompo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra