Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 7:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Tamin’izay no nanokanan’i Salômôna ny afovoan’ny kianja manoloana ny tranon’ny TOMPO, satria teo no nanaterany ny sorona dorana manontolo sy ny saboran’ny sorom-pihavanana. Ilay alitara halimo izay nampanaovin’i Salômôna manko tsy omby ny sorona dorana manontolo sy ny fanatitra vokatry ny tany ary ny sabora.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Ary nanamasina ny afovoan’ny kianja izay teo anoloan’ny tranon’NY TOMPO i Solomona; fa tao no nanolorany ny fanatitra dorana manontolo sy ny saboran’ny fanati-pihavanana; fa ny alitara varahina izay nataon’i Solomona dia tsy omby ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ary ny sabora.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Tamin’izay no nanokanan’i Salômôna ny afovoan’ny kianja manoloana ny tranon’ny TOMPO, satria teo no nanaterany ny sorona dorana manontolo sy ny saboran’ny sorom-pihavanana. Ilay alitara halimo izay nampanaovin’i Salômôna manko tsy omby ny sorona dorana manontolo sy ny fanatitra vokatry ny tany ary ny sabora.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Nohamasinin’i Salômôna ny afovoan’ny kianja, eo anoloan’ny tranon’i Iaveh, fa teo no nanolorany ny sorona dorana mbamin’ny saboran’ny sorom-pihavanana, satria tsy omby ny sorona dorana sy ny fanatitra ary ny sabora, ny ôtely varahina nataony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary Solomona nanamasina ny afovoan’ny kianja izay teo anoloan’ny tranon’i Jehovah; fa tao no nanaterany ny fanatitra dorana sy ny saboran’ny fanati-pihavanana; fa ny alitara varahina izay nataon’i Solomona dia tsy omby ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hohanina ary ny sabora.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary Solomona nanamasina ny afovoan'ny kianja izay teo anoloan'ny tranon'i Jehovah; fa tao no nanaterany ny fanatitra dorana sy ny saboran'ny fanati-pihavavana; fa ny alitara varahina izay nataon'i Solomona dia tsy omby ny fanatitra dorana sy ny fanatitra hohanina ary ny sabora.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Ary nanamasina ny afovoan’ny kianja izay teo anoloan’ny tranon’NY TOMPO i Solomona; fa tao no nanolorany ny fanatitra dorana manontolo sy ny saboran’ny fanati-pihavanana; fa ny alitara varahina izay nataon’i Solomona dia tsy omby ny fanatitra dorana manontolo sy ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ary ny sabora.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 7:7
6 Rohy Ifampitohizana  

Ny lohandoha-mpisorona sy ny loholom-bahoaka rehetra koa dia naniratsira an’Andriamanitra araka ny fanompoan-tsampy maharikoriko fanaon’ny hafa firenena, ka nandoto ny tempoly izay efa natokan’ny TOMPO ho Azy tao Jerosalema.


Dia nataon’i Horama koa ny alitara halimo efamira, izay folo metatra ny lafiny ary dimy metatra ny haavony.


«Ireo no sorona hatolotrareo ho an’ny TOMPO amin’ny andro fetinareo, afa-tsy izay hataonareo ho fanalàm-boady sy fanati-tsitrapo na sorona dorana izany na fanatitra lafarinina sy divay na koa sorom-pihavanana.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra