Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 7:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia nanao sorona teo anatrehan’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia namono zavatra hatao fanatitra teo anatrehan’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia nanao sorona teo anatrehan’ny TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Dia nanolotra sorona teo anatrehan’i Iaveh ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia naomono zavatra hatao fanatitra teo anatrehan’i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia namono zavatra hatao fanatitra teo anatrehan'i Jehovah.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Ary ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra dia namono zavatra hatao fanatitra teo anatrehan’NY TOMPO.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 7:4
3 Rohy Ifampitohizana  

Ka omby 22 000 sy ondry aman’osy 120 000 no nataon’i Salômôna mpanjaka sorona. Toy izany no nitokanan’ny mpanjaka sy ny vahoaka rehetra ny tranon’Andriamanitra.


Ny printsy filoha koa dia tokony hiditra ny tempoly rehefa miditra ao ny vahoaka, ary tokony hivoaka ny tempoly rehefa mirava ny vahoaka.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra