2Tantara 7:16 - DIEM PROTESTANTA16 Eny, voafidiko sy natokako ity tempoly ity mba hitoeran’ny voninahitro mandrakizay; ka ho ao mandrakariva ny fiahiako anareo sy ny fitiavako anareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 fa efa nofidiko sy nohamasiniko ity trano ity mba hitoeran’ny anarako mandrakizay, ary ny masoko sy ny foko dia ho ao mandrakariva. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Eny, voafidiko sy natokako ity tempoly ity mba hitoeran’ny voninahitro mandrakizay; ka ho ao mandrakariva ny fiahiako anareo sy ny fitiavako anareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 Fidiko sy hamasiniko hatramin’izao ity trano ity, hitoeran’ny Anarako mandrakizay, ary ho eo mandrakariva ny masoko sy ny foko. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 fa efa nofidiko sy nohamasiniko ity trano ity mba hitoeran’ny anarako mandrakizay, ary ny masoko sy ny foko ho ao mandrakariva. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 fa efa nofidiko sy nohamasiniko ity trano ity mba hitoeran'ny anarako mandrakizay, ary ny masoko sy ny foko ho ao mandrakariva. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 fa efa nofidiko sy nohamasiniko ity trano ity mba hitoeran’ny anarako mandrakizay, ary ny masoko sy ny foko dia ho ao mandrakariva. Jereo ny toko |
Hankany amin’ny toerana izay hofidin’ny TOMPO Andriamanitrareo hipetrahan’ny voninahiny ianareo, ary hifaly eo anatrehan’ilay Toeramasin’ny TOMPO Andriamanitrareo ny tenanareo sy ny zanakareo ary ny mpanomponareo mbamin’ny Levita izay ao an-tanànanareo ary koa ny vahiny sy kamboty ary mpitondratena izay eo anivonareo.