Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 7:11 - DIEM PROTESTANTA

11 Rehefa vitan’i Salômôna ny tranon’ny TOMPO sy ny lapan’andriamanjaka, sady samy nataony lavorary avokoa izay rehetra nokasainy hotontosaina tao an-tranon’ny TOMPO sy tao an-dapany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Toy izany no nahavitan’i Solomona ny tranon’NY TOMPO sy ny lapan’andriana, ary samy nataon’i Solomona lavorary avokoa izay rehetra efa nokasainy hatao tao amin’ny tranon’NY TOMPO sy tao an-dapany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Rehefa vitan’i Salômôna ny tranon’ny TOMPO sy ny lapan’andriamanjaka, sady samy nataony lavorary avokoa izay rehetra nokasainy hotontosaina tao an-tranon’ny TOMPO sy tao an-dapany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Vitan’i Salômôna ny tranon’i Iaveh sy ny tranon’ny mpanjaka, sady efany soa aman-tsara izay rehetra noheverin’ny sainy hatao tao amin’ny tranon’i Iaveh sy ny tranon’ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 TOY izany no nahavitan’i Solomona ny tranon’i Jehovah sy ny lapan’andriana, ary samy nataon’i Solomona lavorary avokoa izay rehetra efa voaheviny hatao tao an-tranon’i Jehovah sy tao an-dapany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Toy izany no nahavitan'i Solomona ny tranon'i Jehovah sy ny lapan'andriana, ary samy nataon'i Solomona lavorary avokoa zay rehetra efa voaheviny hatao tao an-tranon'i Jehovah sy tao an-dapany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Toy izany no nahavitan’i Solomona ny tranon’NY TOMPO sy ny lapan’andriana, ary samy nataon’i Solomona lavorary avokoa izay rehetra efa nokasainy hatao tao amin’ny tranon’NY TOMPO sy tao an-dapany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 7:11
5 Rohy Ifampitohizana  

Ary i Salômôna nandray mpiasa 70 000 ho mpitondra entana, 80 000 ho mpipai-bato eny an-tendrombohitra, ary 3 600 ho mpifehy azy ireo.


Ary nony andro faha-23 tamin’ny volana fahafito dia nalefan’i Salômôna hody any an-tranony avy ny olona; ary faly sy ravoravo ireo noho ny soa nataon’ny TOMPO tamin’i Davida sy tamin’i Salômôna ary tamin’i Israely vahoakany.


Nanao asa lehibe ho ahy aho: nanangana trano maro ho ahy ary namboly voaloboka.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra