2Tantara 7:10 - DIEM PROTESTANTA10 Ary nony andro faha-23 tamin’ny volana fahafito dia nalefan’i Salômôna hody any an-tranony avy ny olona; ary faly sy ravoravo ireo noho ny soa nataon’ny TOMPO tamin’i Davida sy tamin’i Salômôna ary tamin’i Israely vahoakany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Tamin’ny andro fahatelo amby roapolo tamin’ny volana fahafito dia nampodiny ho any an-dainy avy ny olona, ary faly sy ravoravo izy noho ny soa nataon’NY TOMPO tamin’i Davida sy i Solomona ary ny Israely olony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Ary nony andro faha-23 tamin’ny volana fahafito dia nalefan’i Salômôna hody any an-tranony avy ny olona; ary faly sy ravoravo ireo noho ny soa nataon’ny TOMPO tamin’i Davida sy tamin’i Salômôna ary tamin’i Israely vahoakany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Ary tamin’ny andro faha-23n’ny volana fahafito, dia nampodin’i Salômôna ho any an-dainy avy ny vahoaka; samy faly sy ravoravo avokoa, noho ny soa nataon’i Iaveh tamin’i Davida, tamin’i Salômôna ary tamin’i Israely vahoakany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary nony tamin’ny andro fahatelo amby roa-polo tamin’ny volana fahafito dia nampodiny ho any an-dainy avy ny olona, ary faly sy ravoravo izy noho ny soa nataon’i Jehovah tamin’i Davida sy Solomona ary ny Isiraely olony. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary nony tamin'ny andro fahatelo amby roa-polo tamin'ny volana fahafito dia nampodiny ho Eny an-dainy avy ny olona, ary faly sy ravoravo izy noho ny soa nataon'i Jehovah tamin'i Davida sy Solomona ary ny Isiraely olony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Tamin’ny andro fahatelo amby roapolo tamin’ny volana fahafito dia nampodiny ho any an-dainy avy ny olona, ary faly sy ravoravo izy noho ny soa nataon’NY TOMPO tamin’i Davida sy i Solomona ary ny Israely olony. Jereo ny toko |
Fa eo anoloan’ny Toeramasina, ao amin’ny faritra nofidian’ilay TOMPO Andriamanitrareo, no hihinana izany ianareo mbamin’ny zanakareo sy ny mpanomponareo ary koa ny Levita izay ao an-tanànanareo; eny, hifaly eo anoloan’ny Toeramasin’ilay TOMPO Andriamanitrareo ianareo amin’izay fiharian-karena rehetra nataonareo.
Hankany amin’ny toerana izay hofidin’ny TOMPO Andriamanitrareo hipetrahan’ny voninahiny ianareo, ary hifaly eo anatrehan’ilay Toeramasin’ny TOMPO Andriamanitrareo ny tenanareo sy ny zanakareo ary ny mpanomponareo mbamin’ny Levita izay ao an-tanànanareo ary koa ny vahiny sy kamboty ary mpitondratena izay eo anivonareo.