Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 5:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Lava ihany ireto bao ireto, ka mety hita ny lohany, raha tazanina avy eo amin’ny Toeramasina manoloana ny efitra anatiny, saingy tsy hita kosa avy any ivelany; ary mbola ao mandraka androany ireo bao ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Ary lava ny bao ka hita ny lohany, raha eo amin’ny vata misy ny Fanekena eo anoloan’ny efitra anatiny, nefa tsy hita avy eny ivelany; ary mbola ao mandraka androany ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Lava ihany ireto bao ireto, ka mety hita ny lohany, raha tazanina avy eo amin’ny Toeramasina manoloana ny efitra anatiny, saingy tsy hita kosa avy any ivelany; ary mbola ao mandraka androany ireo bao ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Lava be ny bao, ka hita ny lohany, raha eo anoloan’ny fitoerana masina lavidavitry ny fiara, fa raha any ivelany no tsy tazana izy. Dia tao mandrak’androany ny fiara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary lava ny bao, ka hita ny lohany, raha eo amin’ny fiara eo anoloan’ny efitra anatiny, nefa tsy hita eny ivelany; ary mbola ao mandraka andro-any izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary lava ny bao, ka hita ny lohany, raha eo amin'ny fiara eo anoloan'ny efitra matiny nefa tsy hita eny ivelany, ary mbola ao mandraka androany izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Ary lava ny bao ka hita ny lohany, raha eo amin’ny vata misy ny Fanekena eo anoloan’ny efitra anatiny, nefa tsy hita avy eny ivelany; ary mbola ao mandraka androany ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 5:9
2 Rohy Ifampitohizana  

fa nivelatra tambonin’ny toeran’ny Vatamasina ny elatr’ireo kerobima ka nanarona ny Vatamasina sy ny bao filanjana azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra