Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 5:8 - DIEM PROTESTANTA

8 fa nivelatra tambonin’ny toeran’ny Vatamasina ny elatr’ireo kerobima ka nanarona ny Vatamasina sy ny bao filanjana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 fa nivelatra teo ambonin’ny toeran’ny vata misy ny Fanekena ny elatry ny kerobima ka nanaloka ny vata misy ny Fanekena sy ny baony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 fa nivelatra tambonin’ny toeran’ny Vatamasina ny elatr’ireo kerobima ka nanarona ny Vatamasina sy ny bao filanjana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Ny elatr’ireo kerobima nivelatra tambonin’ny fitoeran’ny fiara dia nanaloka ny fiara mbamin’ny baony teo amboniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 fa nivelatra tambonin’ny fitoeran’ny fiara ny elatry ny kerobima ka nanaloka ny fiara sy ny baony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 fa nivelatra tambonin'ny fitoeran'ny fiara ny elatry ny kerobima ka nanaloka ny fiara sy ny baony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 fa nivelatra teo ambonin’ny toeran’ny vata misy ny Fanekena ny elatry ny kerobima ka nanaloka ny vata misy ny Fanekena sy ny baony.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 5:8
5 Rohy Ifampitohizana  

Ary ilay Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO dia nampidirin’ny mpisorona ho ao amin’ny toerany tao anatin’ny efitrano atao hoe Toeramasina Indrindra, teo ambanin’ny elatr’ireo kerobima;


Lava ihany ireto bao ireto, ka mety hita ny lohany, raha tazanina avy eo amin’ny Toeramasina manoloana ny efitra anatiny, saingy tsy hita kosa avy any ivelany; ary mbola ao mandraka androany ireo bao ireo.


hasiany lamba hoditra manify eo ambonin’izany, dia hamelarany lamba volomparasy indray eo ambonin’io, vao hapetrany ny bao filanjana azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra