7 Ary ny vata misy ny faneken’NY TOMPO dia nampidirin’ny mpisorona ho ao amin’ny fitoerany tao amin’ny efitra anatiny, dia ny fitoerana masina indrindra, teo ambanin’ny elatry ny kerobima;
7 Dia nentin’ny mpisorona ny fiaran’ny faneken’i Iaveh, ho ao amin’ny fitoerany, ao amin’ny fitoerana masin’ny trano, amin’ny fitoerana masina indrindra, teo ambanin’ny elatry ny kerobima.
7 Ary ny fiaran’ny faneken’i Jehovah dia nampidirin’ny mpisorona ho ao amin’ny fitoerany tao anatin’ny efi-trano anatiny, dia ny fitoerana masina indrindra, teo ambanin’ny elatry ny kerobima;
7 Ary ny fiaran'ny faneken'i Jehovah dia nampidirin'ny mpisorona ho ao amin'ny fitoerany tao anatin'ny efi-trano anatiny, dia ny fitoerana masina indrindra, teo ambanin'ny elatry ny kerobima;
7 Ary ny vata misy ny faneken’NY TOMPO dia nampidirin’ny mpisorona ho ao amin’ny fitoerany tao amin’ny efitra anatiny, dia ny fitoerana masina indrindra, teo ambanin’ny elatry ny kerobima*;
Koa ankehitriny, aoka ny fo amam-panahinareo hifantoka hitady ny TOMPO Andriamanitrareo! Irosoy ny asa, aoreno ilay Toeramasin’ny TOMPO Andriamanitra; ary dia ao amin’ny tempoly haorina ho voninahitry ny TOMPO no hampidiranareo ilay Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO sy hampidiranareo ny fanaka voatokana hanompoana an’Andriamanitra.
I Salômôna mpanjaka sy ireo Israelita rehetra tafangona niaraka taminy teo anoloan’ny Vatamasina kosa dia samy nanao sorona omby sy ondry aman’osy marobe tokoa hany ka tsy tambo nisaina intsony.
Norefesiny ihany koa ny efitrano manontolo: efamira izy io ka samy folo metatra avy ny lafiny efatra. Avy eo dia hoy ralehilahy tamiko: io no Toeramasina indrindra.