2Tantara 5:4 - DIEM PROTESTANTA4 Rehefa tonga avokoa ny loholon’i Israely, dia noraisin’ny mpisorona-levita ny Vatamasina Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Tonga koa ny loholon’ny Israely rehetra ka ny levita no nitondra ny vata misy ny Fanekena, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Rehefa tonga avokoa ny loholon’i Israely, dia noraisin’ny mpisorona-levita ny Vatamasina Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Nony tonga ny loholon’i Israely rehetra, dia nentin’ny taranak’i Levì ny fiara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary tonga koa ny loholon’ny Isiraely rehetra, ka ny Levita no nitondra ny fiara, Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary tonga koa ny loholon'ny Isiraely rehetra, ka ny Levita no nitondra ny fiara, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Tonga koa ny loholon’ny Israely rehetra ka ny levita* no nitondra ny vata misy ny Fanekena*, Jereo ny toko |
Rehefa hifindra toby ny Israelita dia ho vitan’i Aharôna sy ny zanany ny famonosana ny Toeramasina sy ny fanaka rehetra momba ny Toeramasina, dia ho avy amin’izay ny taranak’i Kehàta hitondra azy. Tsy hikasika ny fitaovana masina mivantana izy sao maty. Izany no anjara entan’ny taranak’i Kehàta ny amin’ny Tranolay fihaonana.