Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 5:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Ary tafavory teo amin’ny mpanjaka ny vatan-dehilahy israelita rehetra nandritra ilay fety fanao amin’ny volana fahafito.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Dia nivory ho any amin’ny mpanjaka ny lehilahy rehetra amin’ny Israely tamin’ny andro firavoravoana tamin’ny volana fahafito.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Ary tafavory teo amin’ny mpanjaka ny vatan-dehilahy israelita rehetra nandritra ilay fety fanao amin’ny volana fahafito.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Koa nivory teo amin’ny mpanjaka ny lehilahy rehetra amin’i Israely hanao ny fety, izay natao tamin’ny volana fahafito.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Dia nivory ho any amin’ny mpanjaka ny lehilahy rehetra amin’ny Isiraely tamin’ny andro firavoravoana tamin’ny volana fahafito.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Dia nivory ho any amin'ny mpanjaka ny lehilahy rehetra amin'ny Isiraely tamin'ny andro firavoravoana tamin'ny volana fahafito.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Dia nivory ho any amin’ny mpanjaka ny lehilahy rehetra amin’ny Israely tamin’ny andro firavoravoana tamin’ny volana fahafito.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 5:3
4 Rohy Ifampitohizana  

Ary tafavory teo amin’i Salômôna mpanjaka ny vatan-dehilahy israelita rehetra nandritra ilay fety fanao amin’ny volana Etanima, dia ny volana fahafito izany.


«Ary ny amin’ilay fety, izay manomboka rehefa andro faha-15 amin’ny volana fahafito, dia tahaka ny amin’ny fetin’ny Paska ihany no hataon’ny printsy filoha, isan’andro mandritra ny fito andro: na ny sorona fanalana ny ota izany na ny sorona dorana manontolo na ny fanatitra varimbazaha sy diloilo.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra