2Tantara 4:7 - DIEM PROTESTANTA7 Dia nanao ny fitoeran-jiro volamena folo, araka ny toromarika, i Horama ka napetrany tao amin’ny Toeramasina, dimy teo amin’ny ankavanana ary dimy teo amin’ny ankavia. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Nanao ny fitoeran-jiro volamena folo araka ny marika izy dia napetrany tao amin’ny tempoly, teo amin’ny ankavanana ny dimy ary teo amin’ny ankavia ny dimy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Dia nanao ny fitoeran-jiro volamena folo, araka ny toromarika, i Horama ka napetrany tao amin’ny Toeramasina, dimy teo amin’ny ankavanana ary dimy teo amin’ny ankavia. Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 Nanao ny fanaovan-jiro volamena folo, araka ny voadidy momba azy izy, ka napetrany teo amin’ny tempoly: ny dimy teo amin’ny havanana, ny dimy teo amin’ny havia. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary nanao ny fanaovan-jiro volamena folo araka ny marika izy, dia napetrany tao amin’ny tempoly, dimy teo amin’ny ankavanana, ary dimy teo amin’ny ankavia. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary nanao ny fanaovan-jiro volamena folo araka ny marika izy, dia napetrany tao amin'ny tempoly, dimy teo amin'ny ankavanana, ary dimy teo amin'ny ankavia. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache7 Nanao ny fitoeran-jiro volamena folo araka ny marika izy dia napetrany tao amin’ny tempoly, teo amin’ny ankavanana ny dimy ary teo amin’ny ankavia ny dimy. Jereo ny toko |
Ny fanompoam-pivavahana ataon’ireo mpisorona ireo dia sarintsary sy tandindon’ny ao an-danitra fotsiny; tahaka ny natoron’Andriamanitra tamin’i Mosesy ihany izany, fa nony efa hanao ny tranolay izy dia nilazan’Andriamanitra hoe: «Tandremo mba ho araka ny ohatra nasehoko anao tany an-tendrombohitra no hanaovanao ny zavatra rehetra.»