2Tantara 4:6 - DIEM PROTESTANTA6 Dia nanao ny kovetabe halimo folo i Horama mba ho fanasàn-tsorona, ka ny dimy napetraka teo amin’ny ankavanana, fa ny dimy teo amin’ny ankavia; ny zavatra fanao sorona dorana manontolo no nakobaka teo. Ny fitobian-drano goavana kosa dia fidiovan’ny mpisorona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Nanao koveta varahina folo koa izy mba ho fidiovana, nataony teo amin’ny ankavanana ny dimy, ary teo amin’ny ankavia ny dimy; ary tao no nanasana ny zavatra hatao fanatitra dorana manontolo; fa ny koveta lehibe kosa dia ho fisasan’ny mpisorona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Dia nanao ny kovetabe halimo folo i Horama mba ho fanasàn-tsorona, ka ny dimy napetraka teo amin’ny ankavanana, fa ny dimy teo amin’ny ankavia; ny zavatra fanao sorona dorana manontolo no nakobaka teo. Ny fitobian-drano goavana kosa dia fidiovan’ny mpisorona. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Nanao tavin-drano folo izy, ho fidiovana; ny dimy nataony teo amin’ny havanana, ny dimy teo amin’ny havia; ireo natao fanasana ny zavatra hatolotra ho sorona dorana. Ny ranomasina natao fidiovan’ny mpisorona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary nanao tavin-drano folo koa izy hanasana, ny dimy nataony tamin’ny ankavanana, ary ny dimy tamin’ny ankavia; ary ny zavatra hatao fanatitra dorana dia nakobaka teo; fa ny tavin-drano lehibe kosa dia fisasan’ny mpisorona. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary nanao tavin-drano folo koa izy hanasana, ny dimy nataony tamin'ny ankavanana, ary ny dimy tamin'ny ankavia; ary ny zavatra hatao fanatitra dorana dia nakobaka teo; fa ny tavin-drano lehibe kosa dia fisasan'ny mpisorona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Nanao koveta varahina folo koa izy mba ho fidiovana, nataony teo amin’ny ankavanana ny dimy, ary teo amin’ny ankavia ny dimy; ary tao no nanasana ny zavatra hatao fanatitra dorana manontolo; fa ny koveta lehibe kosa dia ho fisasan’ny mpisorona. Jereo ny toko |
vao mainka ny ran’i Kristy no hanadio ny fieritreretantsika; fa tamin’ny alalan’ny Fanahy Masina Izay velona mandrakizay no nanoloran’i Kristy ny tenany ho sorona tsy manan-tsiny ho an’Andriamanitra; ka ny rany dia manadio ny fieritreretantsika ho afaka amin’ireo asa mitondra fahafatesana, mba hanompoantsika an’ilay Andriamanitra velona.