Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 4:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Ilay fitobian-drano goavana dia napetrany teo amin’ny lafiny havanana, teo amin’ny zorony atsimo atsinanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Ary nataony tamin’ny ankavanana ny koveta, teo amin’ny zorony atsimo atsinanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Ilay fitobian-drano goavana dia napetrany teo amin’ny lafiny havanana, teo amin’ny zorony atsimo atsinanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Napetrany teo amin’ny havanana, eo amin’ny atsinanana somary atsimo ilay ranomasina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Ary ny tavin-drano lehibe nataony tamin’ny ankavanana, dia teo amin’ny atsimo-atsinanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Ary ny tavin-drano lehibe nataony tamin'ny ankavanana, dia teo amin'ny atsimo-atsinana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Ary nataony tamin’ny ankavanana ny koveta, teo amin’ny zorony atsimo atsinanana.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 4:10
2 Rohy Ifampitohizana  

Fa raha mbola tsy nifarana akory ny teniny, dia indro tamy i Rebekà milanja siny eny an-tsorony. Io Rebekà io dia zanakavavin’i Betoela zanakalahin’i Milkà izay vadin’i Nahôra rahalahin’i Abrahama.


Nametraka kalesy dimy teo amin’ny ila ankavanan’ny tempoly izy, ary dimy hafa teo amin’ny ila ankavia. Ny fitobian-drano goavana dia napetrany teo amin’ny ila ankavanan’ny tempoly, akaikin’ny zoro atsimo atsinanana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra