Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 32:2 - DIEM PROTESTANTA

2 Rehefa hitan’i Hezekià fa tonga i Saneheriba ka nikasa hamely an’i Jerosalema,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Nony hitan’i Hezekia fa tonga i Sankeriba ka nikasa hamely an’i Jerosalema

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Rehefa hitan’i Hezekià fa tonga i Saneheriba ka nikasa hamely an’i Jerosalema,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Nony hitan’i Ezekiasa fa tonga i Senakeriba sady nitodika an’i Jerosalema hamely azy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Ary nony hitan’i Hezekia fa tonga Sankeriba ka nikasa hamely an’i Jerosalema,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Ary nony hitan'i Hezekia fa tonga Sankeriba ka nikasa hamely an'i Jerosalema,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Nony hitan’i Hezekia fa tonga i Sankeriba ka nikasa hamely an’i Jerosalema

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 32:2
8 Rohy Ifampitohizana  

Ny vola narotsaky ny olona ho solon’ny sorom-panonerana na sorona fanalana ny ota dia tsy mba natolotra ho an’ny tranon’ny TOMPO, fa an’ny mpisorona kosa izany.


Taorian’izany zava-nitranga sy fanehoam-piraiketam-po tamin’Andriamanitra izany, dia tonga tao Joda i Saneheriba mpanjakan’i Asiria ary nanao fahirano ny tanànamimanda ka nikendry haka azy.


dia niara-nidinika tamin’ny manampahefana sy ny mpitari-tafika izy ny amin’ny tokony hanampenana ny loharano rehetra any ivelan’ny tanàna; ka niandanian’ireo ny mpanjaka.


Dia hoy aho tamin’ny loholona sy mpanapaka mbamin’ny vahoaka sisa: –Be sady midadasika ny asa; ka dia voazarazara eny amin’ny manda sy mifanalavitra isika!


Fa androtr’io ihany ny fahavalo dia maka toerana ao Nôba, ka maninji-tanana mandrahona an’i Tsiôna, dia ilay tendrombohitra mampahonena, ilay havoana iorenan’i Jerosalema.


Olo-marina i Jôsefa vadiny, ka tsy te hanala baràka azy, fa nikasa hametraka azy mangingina.


Nony efa antomotra ny fotoana hanalana an’i Jesoa teto an-tany, dia tapa-kevitra hankany Jerosalema Izy,


Tsy nety nandray an’i Jesoa anefa ny mponina tao, noho Izy hita fa mizotra ho any Jerosalema.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra