2Tantara 32:11 - DIEM PROTESTANTA11 Tsy i Hezekià ihany va no manambosy anareo hanolo-tena ho faty mosary sy hetaheta ka milaza fa ny TOMPO Andriamanitrareo no hamonjy anareo tsy hiharan’ny fahefàko? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Tsy i Hezekia ihany va no mampirisika anareo hanolo-tena ho faty mosary sy hetaheta ka milaza hoe: NY TOMPO Andriamanitsika hamonjy antsika amin’ny tanan’ny mpanjakan’i Asiria? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Tsy i Hezekià ihany va no manambosy anareo hanolo-tena ho faty mosary sy hetaheta ka milaza fa ny TOMPO Andriamanitrareo no hamonjy anareo tsy hiharan’ny fahefàko? Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Tsy famitahan’i Ezekiasa anareo va mba hanolorany anareo ho faty mosary sy hetaheta, no nilazany hoe: I Iaveh Andriamanitsika no hamonjy antsika amin’ny tanan’ny mpanjakan’i Asiria? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Tsy Hezekia ihany va no manambosy anareo hanolo-tena ho faty mosary sy hetaheta ka manao hoe: Jehovah Andriamanitsika hamonjy antsika amin’ny tànan’ny mpanjakan’i Asyria? Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Tsy Hezekia ihany va no manambosy anareo hanole-tena ho faty mosary sy hetaheta ka .anao hoe: Jehovah Andriamanitsika hamonjy antsika amin'ny tanan'ny mpanjakan'i Syria? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Tsy i Hezekia ihany va no mampirisika anareo hanolo-tena ho faty mosary sy hetaheta ka milaza hoe: NY TOMPO Andriamanitsika hamonjy antsika amin’ny tanan’ny mpanjakan’i Asiria? Jereo ny toko |
Ankehitriny àry, aza mety hofitahin’i Hezekià na ho voasodokany tahaka izao ianareo; aza matoky azy ianareo. Tsy nisy manko andriamanitra, tany amin’ny firenena amam-panjakana isan-tokony, izay nahavonjy ny olony tsy hiharan’ny fahefàn’ireo razako na ny fahefàko; noho izany, ireo andriamanitrareo koa tsy hahavonjy anareo tsy hiharan’ny fahefàko.»