2Tantara 32:10 - DIEM PROTESTANTA10 –Izao no lazain’i Saneheriba mpanjakan’i Asiria: «Mba inona izao itokianareo izao no dia miaritra fahoriana ato Jerosalema ianareo? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Izao no lazain’i Sankeriba, mpanjakan’i Asiria: Inona izato itokianareo, no dia miaritra fahoriana ato Jerosalema ianareo? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 –Izao no lazain’i Saneheriba mpanjakan’i Asiria: «Mba inona izao itokianareo izao no dia miaritra fahoriana ato Jerosalema ianareo? Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 «Izao no lazain’i Senakeriba mpanjakan’i Asiria: Inona izato itokianareo, no dia mihiboka atao fahirano ato Jerosalema ka tra-pahoriana ianareo? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Izao no lazain’i Sankeriba, mpanjakan’i Asyria: Inona izato itokianareo, no dia miaritra fahoriana ato Jerosalema hianareo? Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Izao nolazain'i Sankeriba, mpanjakan'i Asyria: Inona izato itokianareo, no dia miaritra fahoriana ato Jerosalema ianareo ? Jereo ny toko |
Taorian’izay dia nanao fahirano an’i Lakisy i Saneheriba mpanjakan’i Asiria ary koa ny tafiny manontolo. Avy ao i Saneheriba no naniraka manamboninahitra hankany Jerosalema ho any amin’i Hezekià mpanjakan’i Joda sy ho any amin’ny Jodeanina rehetra nonina tao an-drenivohitra. Ka hoy ny hafatra nampitain’ireto iraka hoe: