Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 3:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Nopetahana takela-bolamena hatramin’ny rairainy sy ny tokonana ary ny rindrina sy ny lelambaravarana; ary nanaovany sary sikotra kerobima koa ny rindrina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Nopetahany takelaka volamena ny Trano, dia ny rairainy, ny tokonany, ny rindriny ary ny lelam-baravarany; nasiany sarin’ny kerobima koa ny rindrina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Nopetahana takela-bolamena hatramin’ny rairainy sy ny tokonana ary ny rindrina sy ny lelambaravarana; ary nanaovany sary sikotra kerobima koa ny rindrina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Nopetahany volamena ny trano, dia ny sakamandimby, ny tolàna, ny rindrina, ny varavarana, ary nasiana kerobima nosokirina ny rindrina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary nopetahany takela-bolamena ny trano, dia ny rairainy sy ny tokonany sy ny rindriny ary ny lela-varavarany; ary nosoratany nasiany sarin’ny kerobima ny rindrina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary nopetahany takela-bolamena ny trano, dia ny rairainy sy ny tokonany sy ny rindriny ary ny lela-varavarany; ary nosoratany nasiany sarin'ny kerobima ny rindrina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Nopetahany takelaka volamena ny Trano, dia ny rairainy, ny tokonany, ny rindriny ary ny lelam-baravarany; nasiany sarin’ny kerobima koa ny rindrina.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 3:7
6 Rohy Ifampitohizana  

Noravahana vatosoa koa io efitrano io; ary ny volamena nampiasaina dia volamena avy any Parvaîma.


«Ary momba ny fonena-masina, dia lamba temitra folo vita amin’ny kiran-drongony mafy mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky no hanaovana azy, ravahana kerobima vita peta-kofehy tsara.


Horakofana takela-bolamena, na ny hazo fisaka na ny barany; ary hisy haba volamena hotefena hanatsofohana ny barany.


Ny firàvany tsara tarehy dia niteraka avonavona tao aminy ka nisy namboarany sarivongan-tsampy maharikoriko sy mahatsiravina. Izany no nanaovako ireny firàvany ireny ho zavatra mankaloiloy azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra