Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 3:2 - DIEM PROTESTANTA

2 Tamin’ny volana faharoan’ny taona fahefatra nanjakany no nanombohany nanorina ny tempoly.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Nanomboka nanorina ny Trano izy tamin’ny andro faharoa tamin’ny volana faharoa tamin’ny taona fahefatra nanjakany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Tamin’ny volana faharoan’ny taona fahefatra nanjakany no nanombohany nanorina ny tempoly.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Tamin’ny andro faharoan’ny volana faharoa, taona fahefatra nanjakany, no nanombohany hanao izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Ary nanomboka nanao ny trano izy tamin’ny andro faharoa tamin’ny volana faharoa tamin’ny taona fahefatra nanjakany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Ary nanomboka nanao ny trano izy tamin'ny andro faharoa tamin'ny volana faharoa tamin'ny taona fahefatra nanjakany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Nanomboka nanorina ny Trano izy tamin’ny andro faharoa tamin’ny volana faharoa tamin’ny taona fahefatra nanjakany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 3:2
3 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny taona faha-480 taorian’ny nialan’ny Israelita tany Ejipta, izany hoe ny taona fahefatra nanjakàn’i Salômôna tamin’i Israely, fony volana Ziva na volana faharoa no nanombohany nanorina ny tranon’ny TOMPO.


Dia nanomboka nanao ny tranon’ny TOMPO tao Jerosalema i Salômôna ka teo amin’ny tendrombohitra Môrià, izay nisehoan’ny Tompo tamin’i Davida rainy no nanorenany azy, dia ilay toerana nomanin’i Davida tao amin’ny famoloan’i Ôrnàna izay lehilahy jebosita.


Toy izao no refy naraikitr’i Salômôna hanorenana ny tranon’Andriamanitra: ny lavany araka ny nandrefesana azy dia telopolo metatra, ny haavony dia 15 metatra ary ny sakany folo metatra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra