Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 3:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Toy izao no refy naraikitr’i Salômôna hanorenana ny tranon’Andriamanitra: ny lavany araka ny nandrefesana azy dia telopolo metatra, ny haavony dia 15 metatra ary ny sakany folo metatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Toy izao no nanorenan’i Solomona ny tranon’Andriamanitra: Ny lavany, raha araka ny hakiho taloha, dia enimpolo hakiho, ary ny sakany dia roapolo hakiho.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Toy izao no refy naraikitr’i Salômôna hanorenana ny tranon’Andriamanitra: ny lavany araka ny nandrefesana azy dia telopolo metatra, ny haavony dia 15 metatra ary ny sakany folo metatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Toy izao no fototra nanorenan’i Salômôna ny tranon’Andriamanitra; Enimpolo hakiho, araka ny hakiho fandrefesana taloha ny lavany; ary roapolo hakiho ny sakany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Ary toy izao no nanorenan’i Solomona ny tranon’Andriamanitra: Ny lavany, raha araka ny hakiho taloha, dia enim-polo hakiho, ary ny sakany roa-polo hakiho.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Ary toy izao no nanorenan'i Solomona ny tranon'Andriamanitra: Ny lavany, raha araka ny hakiho taloha, dia enim-polo hakiho, ary ny sakany roa-polo hakiho.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Toy izao no nanorenan’i Solomona ny tranon’Andriamanitra: Ny lavany, raha araka ny hakiho* taloha, dia enimpolo hakiho, ary ny sakany dia roapolo hakiho.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 3:3
5 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny taona faha-480 taorian’ny nialan’ny Israelita tany Ejipta, izany hoe ny taona fahefatra nanjakàn’i Salômôna tamin’i Israely, fony volana Ziva na volana faharoa no nanombohany nanorina ny tranon’ny TOMPO.


Tamin’ny volana faharoan’ny taona fahefatra nanjakany no nanombohany nanorina ny tempoly.


ny fidirana kosa nahatratra dimy metatra ny velarany; ary roa metatra sy sasany no hatevin’ireo rindrina an-daniny roa. Ny efitrano lehibe dia nisy roapolo metatra ny lavany ary folo metatra ny sakany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra