Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 3:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Dia nanomboka nanao ny tranon’ny TOMPO tao Jerosalema i Salômôna ka teo amin’ny tendrombohitra Môrià, izay nisehoan’ny Tompo tamin’i Davida rainy no nanorenany azy, dia ilay toerana nomanin’i Davida tao amin’ny famoloan’i Ôrnàna izay lehilahy jebosita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Nanomboka nanorina ny tranon’NY TOMPO tany Jerosalema, tao an-tendrombohitra Moria, ilay nisehoan’NY TOMPO tamin’i Davida rainy, i Solomona, dia ilay namboarina teo amin’ny toerana nofidin’i Davida teo amin’ny famoloan’i Araona jebosita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Dia nanomboka nanao ny tranon’ny TOMPO tao Jerosalema i Salômôna ka teo amin’ny tendrombohitra Môrià, izay nisehoan’ny Tompo tamin’i Davida rainy no nanorenany azy, dia ilay toerana nomanin’i Davida tao amin’ny famoloan’i Ôrnàna izay lehilahy jebosita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Dia natombok’i Salômôna ny fanaovana ny tranon’i Iaveh tao Jerosalema, amin’ny tendrombohitra Moria, izay efa natoro an’i Davida rainy, dia amin’ny toerana efa voaoman’i Davida teo amin’ny famoloan’i Ornàna, Jebôseanina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 ARY Solomona nanomboka nanao ny tranon’i Jehovah tany Jerosalema, tao an-tendrombohitra Moria, ilay nisehoan’i Jehovah tamin’i Davida rainy, dia ilay namboarina teo amin’ny fitoerana nofidin’i Davida teo amin’ny famoloan’i Araona Jebosita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary Solomona nanomboka nanao ny tranon'i Jehovah tany Jerosalema, tao an-tendrombohitra Moria, ilay nisehoan'i Jehovah tamin'i Davida rainy, dia ilay namboarina teo amin'ny fitoerana nofidin'i Davida teo amin'ny famoloan'i Araona Jebosita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Nanomboka nanorina ny tranon’NY TOMPO tany Jerosalema, tao an-tendrombohitra Moria, ilay nisehoan’NY TOMPO tamin’i Davida rainy, i Solomona, dia ilay namboarina teo amin’ny toerana nofidin’i Davida teo amin’ny famoloan’i Araona jebosita.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 3:1
10 Rohy Ifampitohizana  

Dia nataon’i Abrahama hoe «Ny TOMPO no hahita» ny anaran’izany toerana izany ary mbola fiteny ankehitriny ny hoe: «Any an-tendrombohitra ny TOMPO no hahita.»


Dia hoy Andriamanitra hoe: –Ento i Itsehàka zanakao lahitokana izay tianao; dia mandehana any amin’ny tany Môrià eo ambonin’ny tendrombohitra anankiray izay holazaiko anao, ka atolory ho sorona dorana eo izy.


Fa raha naninji-tanana hamely an’i Jerosalema ny anjelin’ny Tompo, dia nanenina ny amin’ny loza ny TOMPO, ka niteny tamin’Ilay anjely mpandringana hoe: –Aoka izay! Aketraho ny tananao ankehitriny! Tamin’izay ity anjelin’ny TOMPO dia teo amin’ny famoloan’i Araonà, ilay Jebosita.


Dia hoy ilay anjelin’ny TOMPO tamin’i Gada: –Lazao i Davida mba hiakarany hanangana alitara ho an’ny TOMPO eo amin’ny famoloan’i Araonà izay Jebosita.


Ka hoy i Davida hoe: «Eto no tranon’ny TOMPO Andriamanitra ary eto no alitara fanoloran’ny Israelita sorona dorana manontolo.»


Taranak’i Elkanà: i Hamasay sy i Mahata mirahalahy,


Tamin’ny volana faharoan’ny taona fahefatra nanjakany no nanombohany nanorina ny tempoly.


Kanjo i Salômôna no nanorina trano ho Azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra