2Tantara 3:15 - DIEM PROTESTANTA15 Dia nanao ireo andry roa teo anoloan’ny Toeramasina i Horama, ka 17 metatra sy sasany ny haavony; ary ny koronosy teo an-tampony kosa dia roa metatra sy sasany avy ny haavony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Nanangana andry roa teo anoloan’ny Trano izy; dimy amby telopolo hakiho ny haavony ary ny tendrony teo an-tampony dia dimy hakiho avy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Dia nanao ireo andry roa teo anoloan’ny Toeramasina i Horama, ka 17 metatra sy sasany ny haavony; ary ny koronosy teo an-tampony kosa dia roa metatra sy sasany avy ny haavony. Jereo ny tokoBaiboly Katolika15 Nanao andry roa teo anoloan’ny trano izy, dimy amby telopolo hakiho avy no haavony, dimy hakiho ny loha andry tao an-tampony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary nanao andry roa teo anoloan’ny trano izy; dimy amby telo-polo hakiho ny hahavony, ary ny kapitaly teo an-tampony dia dimy hakiho avy. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary nanao andry roa teo anoloan'ny trano izy; dimy amby telo-polo hakiho ny hahavony, ary ny kapitaly teo an-tampony dia dimy hakiho ary. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Nanangana andry roa teo anoloan’ny Trano izy; dimy amby telopolo hakiho* ny haavony ary ny tendrony teo an-tampony dia dimy hakiho avy. Jereo ny toko |