Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 3:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Lamba rongony voaloko volomparasy sy mena ary jaky no nanaovana ny efitra lamba; ka sarin-kerobima no natao sorany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Nanao ny efitra lamba tamin’ny kofehy manga sy volomparasy ary jaky sy rongony fotsy madinika izy; ary nataony sarin’ny kerobima ny sorany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Lamba rongony voaloko volomparasy sy mena ary jaky no nanaovana ny efitra lamba; ka sarin-kerobima no natao sorany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Jaky volomparasy, jaky mena, lamba mena antitra ary rongony madinika no nataony salobona, ka nasiany kerobima vita amborodara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary izy nanao ny efitra lamba tamin’ny manga sy volomparasy sy jaky sy rongony fotsy madinika; ary nataony sarin’ny kerobima ny sorany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary izy nanao ny efitra lamba tamin'ny manga sy volomparasy sy jaky sy rongony fotsy madinika; ary nataony sarin'ny kerobima ny sorany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Nanao ny efitra lamba tamin’ny kofehy manga sy volomparasy ary jaky sy rongony fotsy madinika izy; ary nataony sarin’ny kerobima ny sorany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 3:14
7 Rohy Ifampitohizana  

Ny efitra lamba eo am-bavahadin’ny kianja dia namboarin’ny mpanao peta-kofehy tamin’ny kiran-drongony mifangaro volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky; mirefy folo metatra ny halavany ary roa metatra sy sasany ny haavony, tahaka ireo temitra lamban’ny kianja.


Rehefa hiainga ny Israelita dia ho avy i Aharôna sy ny zanany hanala ny lamba mampisaraka amin’ny Toeramasina ka handrakofany ny Vatamasina misy ny Didy folo;


Ary indro ny efitra lamba tao amin’ny Toeramasina fa nitriatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany. Dia nihorohoro ny tany; nitresaka ny vatolampy;


Nanokafany lalana vaovao mitondra amin’ny fiainana isika: dia lalana mamaky eo amin’ny efitra lamba, izany hoe eo amin’ny tenan’i Jesoa.


Tambadiky ny efitra lamba faharoa, dia nisy tranolay izay antsoina hoe Toeramasina Indrindra:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra