2Tantara 26:19 - DIEM PROTESTANTA19 Mbola teny an-tanan’i Hozià ny fitaovana fandoroana vovo-javamanitra no nisafoaka tamin’ireo mpisorona izy. Tamin’izay indrindra dia nisy aretin-koditra nipoitra teo amin’ny handriny raha izy mbola tao an-tranon’ny TOMPO iny, teo anatrehan’ny mpisorona sady teo anilan’ny alitara fandoroana vovo-javamanitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Dia nisafoaka i Ozia, ary nisy lovia handoroany ditin-kazo manitra teny an-tanany; koa raha mbola nisafoaka tamin’ny mpisorona izy dia nisy habokana nipoitra tamin’ny handriny teo anatrehan’ny mpisorona tao amin’ny tranon’NY TOMPO, teo anilan’ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Mbola teny an-tanan’i Hozià ny fitaovana fandoroana vovo-javamanitra no nisafoaka tamin’ireo mpisorona izy. Tamin’izay indrindra dia nisy aretin-koditra nipoitra teo amin’ny handriny raha izy mbola tao an-tranon’ny TOMPO iny, teo anatrehan’ny mpisorona sady teo anilan’ny alitara fandoroana vovo-javamanitra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika19 I Oziasa amin’izany, nitana fanembohana teny an-tanany mba hanolotra zava-manitra, ka nisafoaky ny hatezerana; ka nony nitezitra ny mpisorona teo izy, dia indro teo amin’ny handriny nisy habokana mipoitra, teo anatrehan’ny mpisorona, tao an-tranon’i Iaveh, teo anoloan’ny ôtely fandoroan-java-manitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Dia nisafoaka Ozia, ary nisy lovia teny an-tànany handoroany ditin-kazo manitra; koa raha mbola nisafoaka tamin’ny mpisorona izy, dia nisy habokana nipoitra tamin’ny handriny teo anatrehan’ny mpisorona tao an-tranon’i Jehovah, tanilan’ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Dia nisafoaka Ozia, ary nisy lovia teny an-tànany handoroany ditin-kazo manitra; koa raha mbola nisafoaka tamin'ny mpisorona izy, dia nisy habokana nipoitra tamin'ny handriny teo anatrehan'ny mpisorona tao an-tranon'i Jehovah, tanilan'ny alitara fandoroana ditin-kazo manitra. Jereo ny toko |
Fa rehefa nitenenan’ity mpaminany izany izy, dia namaly hoe: –Moa ve nisy nanendry anao ho mpanolotsaina ny mpanjaka? Aoka itsỳ, fandrao asian’ny olona eo ianao! Dia niato kely ilay mpaminany, vao nanohy hoe: –Fantatro fa nanapa-kevitra hahafaty anao Andriamanitra, satria nanao izany ianao ka tsy nihaino ny anatro.