2Tantara 26:18 - DIEM PROTESTANTA18 Dia nijoro teo anoloan’ny Hozià mpanjaka ireo ka nanao taminy hoe: –Tsy anjara raharahanao, ry Hozià, ny handoro vovo-javamanitra ho an’ny TOMPO; fa anjaran’ny mpisorona taranak’i Aharôna izay natokana hanao izany. Mialà amin’ny Toeramasina ianao, satria manimbazimba an’Andriamanitra; ary tsy ho voninahitra ho anao eo anatrehan’ny TOMPO Andriamanitra izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Ary nanohitra an’i Ozia mpanjaka ireo ka niteny taminy hoe: Tsy raharahanao, ry Ozia, ny handoro ditin-kazo manitra ho an’NY TOMPO, fa an’ny mpisorona ihany, dia ny taranak’i Arona, izay nohamasinina handoro ditin-kazo manitra. Mialà amin’ny fitoerana masina fa nanao izay mahadiso ianao; ary tsy ho voninahitra ho anao eo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitra izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Dia nijoro teo anoloan’ny Hozià mpanjaka ireo ka nanao taminy hoe: –Tsy anjara raharahanao, ry Hozià, ny handoro vovo-javamanitra ho an’ny TOMPO; fa anjaran’ny mpisorona taranak’i Aharôna izay natokana hanao izany. Mialà amin’ny Toeramasina ianao, satria manimbazimba an’Andriamanitra; ary tsy ho voninahitra ho anao eo anatrehan’ny TOMPO Andriamanitra izany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika18 ka nanohitra an’i Oziasa mpanjaka, nanao hoe: «Tsy anjaranao, ry Oziasa, ny manolotra zava-manitra ho an’i Iaveh, fa anjaran’ny mpisorona taranak’i Aarôna izay voahosotra handoro zava-manitra. Mialà eo amin’ny fitoerana masina fa nanota ianao ka tsy voninahitra ho anao eo anatrehan’i Iaveh Andriamanitra izany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Ary nanohitra an’i Ozia mpanjaka ireo ka nanao taminy hoe: Tsy raharahanao, ry Ozia, ny handoro ditin-kazo manitra ho an’i Jehovah, fa an’ny mpisorona ihany, dia ny taranak’i Arona, izay nohamasinina handoro ditin-kazo manitra. Mialà amin’ny fitoerana masina, fa nanao izay mahadiso hianao; ary tsy ho voninahitra ho anao eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitra izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Ary nanohitra an'i Ozia mpanjaka ireo ka nanao taminy hoe: Tsy raharahanao, ry Ozia, ny handoro ditin-kazo manitra ho an'i Jehovah, fa an'ny mpisorona ihany, dia ny taranak'i Arona, izay nohamasinina handoro ditin-kazo manitra. Mialà amin'ny fitoerana masina, fa nanao izay mahadiso ianao; ary tsy ho voninahitra ho anao eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitra izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache18 Ary nanohitra an’i Ozia mpanjaka ireo ka niteny taminy hoe: Tsy raharahanao, ry Ozia, ny handoro ditin-kazo manitra ho an’NY TOMPO, fa an’ny mpisorona ihany, dia ny taranak’i Arona, izay nohamasinina handoro ditin-kazo manitra. Mialà amin’ny fitoerana masina fa nanao izay mahadiso ianao; ary tsy ho voninahitra ho anao eo anatrehan’NY TOMPO Andriamanitra izany. Jereo ny toko |
Noho izany, ny TOMPO Andriamanitr’i Israely dia miteny hentitra hoe: Efa nampanantenaiko fa ny fianakavianao sy ny tera-drainao no ho mpisoroko mandrakizay; nefa ankehitriny dia laviko tanteraka, teny hentitra avy amiko izany; fa izay manome voninahitra Ahy no homeko voninahitra, ary izay manimbazimba Ahy no ho afa-baràka.