2Tantara 26:17 - DIEM PROTESTANTA17 Fa mba niditra nanaraka azy kosa i Hazarià mpisorombe, niaraka tamin’ny mpisoron’ny TOMPO valopolo lahy izay samy mahery fo avokoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Fa niditra nanaraka azy kosa i Azaria mpisorona mbamin’ny valopolo lahy amin’ny mpisoron’NY TOMPO, dia lehilahy samy mahery avokoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Fa mba niditra nanaraka azy kosa i Hazarià mpisorombe, niaraka tamin’ny mpisoron’ny TOMPO valopolo lahy izay samy mahery fo avokoa. Jereo ny tokoBaiboly Katolika17 Niditra avy ato aoriany kosa i Azariasa mpisorona, mbamin’ny valopolo lahy amin’ny mpisoron’i Iaveh, samy lehilahy mahery avokoa, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Fa niditra nanaraka azy kosa Azaria mpisorona mbamin’ny valo-polo lahy amin’ny mpisoron’i Jehovah, lehilahy samy mahery avokoa. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Fa niditra nanaraka azy kosa Azaria mpisorona mbamin'ny valo-polo lahy amin'ny mpisoron'i Jehovah, lehilahy samy mahery avokoa. Jereo ny toko |
Dia nijoro teo anoloan’ny Hozià mpanjaka ireo ka nanao taminy hoe: –Tsy anjara raharahanao, ry Hozià, ny handoro vovo-javamanitra ho an’ny TOMPO; fa anjaran’ny mpisorona taranak’i Aharôna izay natokana hanao izany. Mialà amin’ny Toeramasina ianao, satria manimbazimba an’Andriamanitra; ary tsy ho voninahitra ho anao eo anatrehan’ny TOMPO Andriamanitra izany.