Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 23:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Fa aza avela hisy hiditra ao an-tranon’ny TOMPO, afa-tsy ny mpisorona sy ny levita mpanao raharaha; ireo no hahazo miditra satria voatokana ho an’Andriamanitra; fa ny vahoaka rehetra dia hitandrina izay fepetra nasain’ny TOMPO hotandremana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Fa aza avela hisy hiditra ao amin’ny tranon’NY TOMPO afa-tsy ny mpisorona sy ny levita izay manao fanompoam-pivavahana ihany; ireo ihany no hiditra, satria masina ireo; fa ny vahoaka rehetra kosa dia hitandrina izay nasain’NY TOMPO hotandremana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Fa aza avela hisy hiditra ao an-tranon’ny TOMPO, afa-tsy ny mpisorona sy ny levita mpanao raharaha; ireo no hahazo miditra satria voatokana ho an’Andriamanitra; fa ny vahoaka rehetra dia hitandrina izay fepetra nasain’ny TOMPO hotandremana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Aza misy miditra ao an-tranon’i Iaveh afa-tsy ny mpisorona sy ny Levita manao fanompoana ihany; ireo no mahazo miditra ao, satria masina ireo; ary ny vahoaka rehetra tsy maintsy mitandrina ny fandaharan’i Iaveh.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Fa aza avela hisy hiditra ao an-tranon’i Jehovah afa-tsy ny mpisorona sy ny Levita izay manao fanompoam-pivavahana ihany; ireo ihany no hiditra, satria masina ireo; fa ny vahoaka rehetra kosa dia hitandrina izay nasain’i Jehovah hotandremana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Fa aza avela hisy hiditra ao an-tranon'i Jehovah afa-tsy ny mpisorona sy ny Levita izay manao fanompoam-pivavahana ihany; ireo ihany no hiditra, satria masina ireo; fa ny vahoaka rehetra kosa dia hitandrina izay nasain'i Jehovah hotandremana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Fa aza avela hisy hiditra ao amin’ny tranon’NY TOMPO afa-tsy ny mpisorona sy ny levita izay manao fanompoam-pivavahana ihany; ireo ihany no hiditra, satria masina ireo; fa ny vahoaka rehetra kosa dia hitandrina izay nasain’NY TOMPO hotandremana.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 23:6
4 Rohy Ifampitohizana  

ny ampahatelo hafa hiambina ao an-dapan’ny mpanjaka, ary ny ampahatelo sisa hiambina ilay vavahadin’ny Fanorenana; ary ny vahoaka rehetra kosa dia ho eo an-kianjan’ny tranon’ny TOMPO.


Ianareo levita hafa kosa dia hanemitra manodidina ny mpanjaka, samy mitam-piadiana avy, ary koa hanaraka azy amin’izay toerana halehany; fa na iza na iza miditra ao an-tempoly, dia vonoy ho faty.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra