2Tantara 23:6 - Baiboly Katolika6 Aza misy miditra ao an-tranon’i Iaveh afa-tsy ny mpisorona sy ny Levita manao fanompoana ihany; ireo no mahazo miditra ao, satria masina ireo; ary ny vahoaka rehetra tsy maintsy mitandrina ny fandaharan’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Fa aza avela hisy hiditra ao amin’ny tranon’NY TOMPO afa-tsy ny mpisorona sy ny levita izay manao fanompoam-pivavahana ihany; ireo ihany no hiditra, satria masina ireo; fa ny vahoaka rehetra kosa dia hitandrina izay nasain’NY TOMPO hotandremana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Fa aza avela hisy hiditra ao an-tranon’ny TOMPO, afa-tsy ny mpisorona sy ny levita mpanao raharaha; ireo no hahazo miditra satria voatokana ho an’Andriamanitra; fa ny vahoaka rehetra dia hitandrina izay fepetra nasain’ny TOMPO hotandremana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Fa aza avela hisy hiditra ao an-tranon’ny TOMPO, afa-tsy ny mpisorona sy ny levita mpanao raharaha; ireo no hahazo miditra satria voatokana ho an’Andriamanitra; fa ny vahoaka rehetra dia hitandrina izay fepetra nasain’ny TOMPO hotandremana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Fa aza avela hisy hiditra ao an-tranon’i Jehovah afa-tsy ny mpisorona sy ny Levita izay manao fanompoam-pivavahana ihany; ireo ihany no hiditra, satria masina ireo; fa ny vahoaka rehetra kosa dia hitandrina izay nasain’i Jehovah hotandremana. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Fa aza avela hisy hiditra ao an-tranon'i Jehovah afa-tsy ny mpisorona sy ny Levita izay manao fanompoam-pivavahana ihany; ireo ihany no hiditra, satria masina ireo; fa ny vahoaka rehetra kosa dia hitandrina izay nasain'i Jehovah hotandremana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Fa aza avela hisy hiditra ao amin’ny tranon’NY TOMPO afa-tsy ny mpisorona sy ny levita izay manao fanompoam-pivavahana ihany; ireo ihany no hiditra, satria masina ireo; fa ny vahoaka rehetra kosa dia hitandrina izay nasain’NY TOMPO hotandremana. Jereo ny toko |