2Tantara 23:5 - Baiboly Katolika5 ny ampahatelony ho eo amin’ny tranon’ny mpanjaka, ny ampahatelony ho eo am-bavahadin’i Jesoda, ary ny vahoaka rehetra ho eo an-kianjan’ny tranon’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 ny ampahatelonareo dia ho ao an-tranon’ny mpanjaka; ary ny ampahatelonareo dia ho eo amin’ny vavahadin’ny Fanorenana. Ny vahoaka rehetra kosa dia ho eo amin’ny kianjan’ny tranon’NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 ny ampahatelo hafa hiambina ao an-dapan’ny mpanjaka, ary ny ampahatelo sisa hiambina ilay vavahadin’ny Fanorenana; ary ny vahoaka rehetra kosa dia ho eo an-kianjan’ny tranon’ny TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 ny ampahatelo hafa hiambina ao an-dapan’ny mpanjaka, ary ny ampahatelo sisa hiambina ilay vavahadin’ny Fanorenana; ary ny vahoaka rehetra kosa dia ho eo an-kianjan’ny tranon’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 ary ny ampahatelonareo ho ao an-tranon’ny mpanjaka; ary ny ampahatelonareo ho eo amin’ny vavahadin’ny fanorenana; ary ny vahoaka rehetra kosa dia ho eo amin’ny kianjan’ny tranon’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 ary ny ampahatelonareo ho ao an-tranon'ny mpanjaka; ary ny ampahatelonareo ho eo amin'ny vavahadin'ny fanorenana; ary ny vahoaka rehetra kosa dia ho eo amin'ny kianjan'ny tranon'i Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 ny ampahatelonareo dia ho ao an-tranon’ny mpanjaka; ary ny ampahatelonareo dia ho eo amin’ny vavahadin’ny Fanorenana. Ny vahoaka rehetra kosa dia ho eo amin’ny kianjan’ny tranon’NY TOMPO. Jereo ny toko |