Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 23:4 - Baiboly Katolika

4 Izao no hataonareo: Ny ampahatelonareo, izay miditra hanao fanompoana amin’ny andro sabata, na mpisorona na Levita, dia hatao mpiambim-baravarana;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Izao no hataonareo: Ny ampahatelonareo izay milatsaka amin’ny Sabata, dia ny mpisorona sy ny levita, dia ho mpiandry varavarana;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

4 Koa izao no hataonareo: ianareo mpisorona sy levita izay milatsaka amin’ny andro sabata, dia aoka ny ampahatelonareo ho mpiandry ny varavaran’ny tempoly,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Koa izao no hataonareo: ianareo mpisorona sy levita izay milatsaka amin’ny andro sabata, dia aoka ny ampahatelonareo ho mpiandry ny varavaran’ny tempoly,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Izao no hataonareo: ny ampahatelonareo izay milatsaka amin’ny Sabata, dia ny mpisorona sy ny Levita, ho mpiandry varavarana;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Izao no hataonareo: ny ampahatelonareo izay milatsaka amin'ny Sabata, dia ny mpisorona sy ny Levita, ho mpiandry varavarana;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Izao no hataonareo: Ny ampahatelonareo izay milatsaka amin’ny Sabata, dia ny mpisorona sy ny levita, dia ho mpiandry varavarana;

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 23:4
8 Rohy Ifampitohizana  

Dia niainga izy ireo, ka niantso ny mpiambina ny vavahadin-tanàna, ary izao no filazàna nataony: «Nitsofoka tany an-tobin’ny Sirianina izahay, ka indro tsy misy olona, na feon’olona akory, fa soavaly mifatotra, ampondra mifatotra, ary lay amin’ny toetra nananganana azy no hany ao.»


Fa ny raharahany dia ny manolo-tena hoentin’ny taranak’i Aarôna, amin’ny fanompoana ao an-tranon’i Iaveh, ny amin’ny momba ny kianja aman’efitrano, ny fanadiovana ny zavatra masina, ary ny raharaha momba ny fanompoana ao an-tranon’i Iaveh;


Ny rahalahin’izy ireo, izay nonina tany amin’ny vohiny, dia tsy maintsy mankeo aminy indraindray, ka maharitra herinandro eo.


ny ampahatelony ho eo amin’ny tranon’ny mpanjaka, ny ampahatelony ho eo am-bavahadin’i Jesoda, ary ny vahoaka rehetra ho eo an-kianjan’ny tranon’i Iaveh.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra