2Tantara 23:11 - DIEM PROTESTANTA11 Tamin’izay dia navoaka i Jôasy zanakalahin’i Ahazià, ka nampisatrohina ny satroboninahitra maha-mpanjaka sady notolorana ny rakitsoratra momba ny zo aman’andraikitry ny mpanjaka. Ary nanosotra menaka hanokanana azy i Jôiadà sy ireo zanany lahy ka niantso hoe: «Ho ela velona anie ny mpanjaka!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Dia noentiny nivoaka ny zanakalahin’ny mpanjaka ka nosatrohany ny satroboninahitra, sady notolorany ny Vavolombelona, dia nampanjakainy. Ary nanosotra azy i Joiada sy ny zanany ka niantso hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Tamin’izay dia navoaka i Jôasy zanakalahin’i Ahazià, ka nampisatrohina ny satroboninahitra maha-mpanjaka sady notolorana ny rakitsoratra momba ny zo aman’andraikitry ny mpanjaka. Ary nanosotra menaka hanokanana azy i Jôiadà sy ireo zanany lahy ka niantso hoe: «Ho ela velona anie ny mpanjaka!» Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Dia nentiny nandroso ny zanaky ny mpanjaka, ka natao teo amboniny ny satrok’andriana sy ny vavolombelona, ary natsangana ho mpanjaka. Nohosoran’i Jôiadà sy ireo zanany izy dia nataony hoe: «Ho ela velona anie ny mpanjaka!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Dia nentiny nivoaka ny zanakalahin’ny mpanjaka ka nampisatrohiny ny satroboninahitra, sady notolorany ny teni-vavolombelona, ka dia nampanjakainy. Ary Joiada sy ny zanany nanosotra azy ka niantso hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka! Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Dia nentiny nivoaka ny zanakalahin'ny mpanjaka ka nampisatrohiny ny satro-boninahitra, sady notolorany ny teni-vavolombelona, ka dia nampanjakainy. Ary Joiada sy ny zanany nanosotra azy ka niantso hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka! Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Dia noentiny nivoaka ny zanakalahin’ny mpanjaka ka nosatrohany ny satroboninahitra, sady notolorany ny Vavolombelona, dia nampanjakainy. Ary nanosotra azy i Joiada sy ny zanany ka niantso hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka! Jereo ny toko |
Fa androany izy dia nidina tao amin’ny vaton’i Zôheleta ka nanao fety be izay namonoana omby sy zanak’omby matavy ary ondry maro. Nasainy tao avokoa ny zanakalahinao rehetra sy ny filohan’ny tafika ary i Abiatara mpisorona. Indreo izy rehetra fa mihinana sy misotro eo anatrehany ka mihorakoraka hoe: «Ho ela velona anie i Adônià mpanjaka!».
Tamin’izay dia navoakan’i Jôiadà i Jôasy zanakalahin’i Ahazià, ka nampisatrohina ny satroboninahitra maha-mpanjaka sady notolorana ny raki-tsoratra momba ny zo aman’andraikitry ny mpanjaka; ary nohosorany menaka izy hanokanana azy ho mpanjaka, koa dia nitehaka ny olona sy niantsoantso hoe: «Ho ela velona anie ny mpanjaka!»
Kanefa i Jôsebà, zanakavavin’i Jôrama mpanjaka, dia naka an’i Jôasy zanakalahin’i Ahazià ka namonjy azy teo anivon’ireo rahalahiny efa novonoina; ary napetrany tao an’efitrano fandriana niaraka tamin’ny mpitaiza azy. Io Jôsebà vadin’i Jôiadà mpisorona sady zanakavavin’i Jôrama mpanjakan’i Joda io moa dia anabavin’i Ahazià; nafenin’i Jôsebà i Jôasy mba tsy ho hitan’i Hatalià, ka dia tsy mba voavono ho faty.