2Tantara 22:5 - DIEM PROTESTANTA5 Ny torohevitra nomen’ireo azy tokoa no narahin’i Ahazià, ka dia niainga niaraka tamin’i Jôrama zanakalahin’i Ahaba sady mpanjakan’i Israely avaratra izy mba hiady amin’i Hazaela mpanjakan’i Siria, tao Ramôta-Gilehada. Tamin’izay ny Sirianina dia nandratra an’i Jôrama; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Ny saina nomen’ireo azy no narahiny ka niara-nandeha tamin’i Jorama, zanak’i Ahaba, mpanjakan’ny Israely, izy, hiady tamin’i Hazaela, mpanjakan’i Arama, tao Ramota-Gileada; ary nahavoa an’i Jorama ny Arameana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Ny torohevitra nomen’ireo azy tokoa no narahin’i Ahazià, ka dia niainga niaraka tamin’i Jôrama zanakalahin’i Ahaba sady mpanjakan’i Israely avaratra izy mba hiady amin’i Hazaela mpanjakan’i Siria, tao Ramôta-Gilehada. Tamin’izay ny Sirianina dia nandratra an’i Jôrama; Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Noho ny torohevitra nomeny azy koa no nandehanany niaraka tamin’i Jôrama zanak’i Akaba mpanjakan’i Israely, hiady amin’i Hazaela mpanjakan’i Siria, tany Ramôta-Galaada. Nandratra an’i Jôrama ny Sirianina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary ny saina nomen’ireo azy no narahiny, ka niara-nandeha tamin’i Jorama, zanak’i Ahaba, mpanjakan’ny Isiraely, izy hiady tamin’i Hazaela, mpanjakan’i Syria, tao Ramota-gileada; ary ny Syriana nahavoa an’i Jorama. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary ny saina nomen'ireo azy no narahiny, ka niara-nandeha tamin'i Jorama, zanak'i Ahaba, mpanjakan'ny Isiraely, izy hiady tamin'i Hazaela, mpanjakan'i Syria, teo Ramota-gileada; ary ny Syriana nahavoa an'i Jorama. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Ny saina nomen’ireo azy no narahiny ka niara-nandeha tamin’i Jorama, zanak’i Ahaba, mpanjakan’ny Israely, izy, hiady tamin’i Hazaela, mpanjakan’i Arama, tao Ramota-Gileada; ary nahavoa an’i Jorama ny Arameana. Jereo ny toko |
Dia lasa nihaona tamin’i Elisà i Hazaela nombàm-panomezana nentin’ny rameva efapolo, dia izay zava-tsoa isan-karazany tao Damasy. Rehefa tonga izy, dia nitsangana teo anatrehan’ny mpaminany sady nanao hoe: –I Bena-Hadada, mpanoa anao sady mpanjakan’i Siria, no naniraka ahy hankatỳ aminao mba hanontany anao raha ho sitrana amin’izao aretina izao ihany izy.
Fa tandremanareo fatratra ny ohatra ratsy nasehon’i Hômrỳ mpanjaka sy ny fihetsiky ry i Ahaba mianakavy, ka narahinareo ny fomba amam-panaony. Noho izany, dia hatolotro horavana ity renivohitrareo ity ary ho fihomehezana ianareo mponina ao aminy; ka ianareo no hitondra ny latsa mianjady amin’ny vahoakako.»