2Tantara 22:4 - DIEM PROTESTANTA4 Ka dia nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO toy ny taranak’i Ahaba izy, satria ireo no mpanolotsaina azy taorian’ny nahafatesan’i Jôrama rainy ka nampidi-doza azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Dia nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO toy ny taranak’i Ahaba izy; satria ireny no nanome saina azy taorianan’ny nahafatesan’ny rainy ka nampidi-doza taminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Ka dia nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO toy ny taranak’i Ahaba izy, satria ireo no mpanolotsaina azy taorian’ny nahafatesan’i Jôrama rainy ka nampidi-doza azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh izy, toy ny taranak’i Akaba, izay mpanoro hevitra azy nahavery azy, tatỳ aorian’ny nahafatesan-drainy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ka dia nanao izay ratsy eo imason’i Jehovah toy ny taranak’i Ahaba izy; fa ireny no nanome saina azy taorian’ny nahafatesan’ny rainy ka nampidi-doza taminy. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ka dia nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah toy ny taranak'i Ahaba izy; fa ireny no nanome saina azy taorian'ny nahafatesan'ny rainy ka nampidi-doza taminy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Dia nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO toy ny taranak’i Ahaba izy; satria ireny no nanome saina azy taorianan’ny nahafatesan’ny rainy ka nampidi-doza taminy. Jereo ny toko |
Avy eo izy dia nampamory ny solotenan’andriamanjaka, ny mpifehy faritany, ny governora, ny mpanolotsaina, ny mpitahiry volam-panjakana, ny mpahay lalàna sy ny mpitsara, ary ny mpiasam-panjakana hafa rehetra isam-paritany, mba ho avy hitokana ilay sarivongana efa nasain’i Nebokadnetsara mpanjaka natsangana.
Fa tandremanareo fatratra ny ohatra ratsy nasehon’i Hômrỳ mpanjaka sy ny fihetsiky ry i Ahaba mianakavy, ka narahinareo ny fomba amam-panaony. Noho izany, dia hatolotro horavana ity renivohitrareo ity ary ho fihomehezana ianareo mponina ao aminy; ka ianareo no hitondra ny latsa mianjady amin’ny vahoakako.»