2Tantara 22:3 - DIEM PROTESTANTA3 Nanaraka ny toetran’ireo taranak’i Ahaba koa i Ahazià, satria ny reniny no nanoro hevitra azy hanao ratsy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Nandeha tamin’ny lalan’ireo taranak’i Ahaba koa izy; fa ny reniny no nanome saina azy hanao ratsy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Nanaraka ny toetran’ireo taranak’i Ahaba koa i Ahazià, satria ny reniny no nanoro hevitra azy hanao ratsy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Nandeha tamin’ny lalan’ireo taranak’i Akaba koa izy, fa ireniny no mpanoro hevitra azy hampanota azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Nandeha tamin’ny làlan’ny taranak’i Ahaba koa izy; fa ny reniny no nanome saina azy hanao ratsy. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Nandeha tamin'ny lalan'ny taranak'i Ahaba koa izy; fa ny reniny no nanome saina azy hanao ratsy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Nandeha tamin’ny lalan’ireo taranak’i Ahaba koa izy; fa ny reniny no nanome saina azy hanao ratsy. Jereo ny toko |