Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 22:2 - DIEM PROTESTANTA

2 Feno 22 taona izy fony vao nanjaka; ary herintaona ihany no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Hatalià, zafikelin’i Hômrỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Roa amby roapolo taona i Ahazia, raha nanomboka nanjaka, ary herintaona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran’ny reniny dia Atalia, zanakavavin’i Omry.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Feno 22 taona izy fony vao nanjaka; ary herintaona ihany no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Hatalià, zafikelin’i Hômrỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Ary 42 taona izy, fony vao nanjaka; ary herintaona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Atalia zanak’i Amrỳ.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Roa amby efa-polo taona Ahazia, fony izy vao nanjaka, ary herintaona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Atalia, zanak’i Omry.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Roa amby efa-polo taona Ahazia, fony izy vao nanjaka, ary herintaona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Atalia, zanak'i Omry.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Roa amby roapolo taona i Ahazia, raha nanomboka nanjaka, ary herintaona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran’ny reniny dia Atalia, zanakavavin’i Omry.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 22:2
6 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany izy, dia nalevina tao Samaria; ary i Ahaba zanany lahy no nanjaka nandimby azy.


Ny toetran’ireo mpanjakan’i Israely no narahiny, dia tahaka ny fanaon’ny taranak’i Ahaba, satria nanambady ny zanakavavin’i Ahaba izy ka nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO.


Feno 22 taona i Ahazià fony vao nanjaka, ary herintaona ihany no nanjakany tany Jerosalema. Hatalià no anaran-dreniny izay vavimatoan’i Hômrỳ mpanjakan’i Israely.


Nanaraka ny toetran’ireo mpanjakan’i Israely avaratra izy, dia tahaka ny nataon’ireo taranak’i Ahaba, fa zanakavavin’i Ahaba no vadiny; eny, nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO i Jôrama.


Ary ny mponin’i Jerosalema nampanjaka an’i Ahazià, faralahin’i Jôrama, handimby azy; fa ny zokiny rehetra efa matin’ny andian’olona mpanaraka ny Arabo hatrany an-toby avokoa. Izany no nahatonga an’i Ahazià ho mpanjakan’i Joda.


Nanaraka ny toetran’ireo taranak’i Ahaba koa i Ahazià, satria ny reniny no nanoro hevitra azy hanao ratsy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra