2Tantara 22:5 - Baiboly Katolika5 Noho ny torohevitra nomeny azy koa no nandehanany niaraka tamin’i Jôrama zanak’i Akaba mpanjakan’i Israely, hiady amin’i Hazaela mpanjakan’i Siria, tany Ramôta-Galaada. Nandratra an’i Jôrama ny Sirianina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Ny saina nomen’ireo azy no narahiny ka niara-nandeha tamin’i Jorama, zanak’i Ahaba, mpanjakan’ny Israely, izy, hiady tamin’i Hazaela, mpanjakan’i Arama, tao Ramota-Gileada; ary nahavoa an’i Jorama ny Arameana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Ny torohevitra nomen’ireo azy tokoa no narahin’i Ahazià, ka dia niainga niaraka tamin’i Jôrama zanakalahin’i Ahaba sady mpanjakan’i Israely avaratra izy mba hiady amin’i Hazaela mpanjakan’i Siria, tao Ramôta-Gilehada. Tamin’izay ny Sirianina dia nandratra an’i Jôrama; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Ny torohevitra nomen’ireo azy tokoa no narahin’i Ahazià, ka dia niainga niaraka tamin’i Jôrama zanakalahin’i Ahaba sady mpanjakan’i Israely avaratra izy mba hiady amin’i Hazaela mpanjakan’i Siria, tao Ramôta-Gilehada. Tamin’izay ny Sirianina dia nandratra an’i Jôrama; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary ny saina nomen’ireo azy no narahiny, ka niara-nandeha tamin’i Jorama, zanak’i Ahaba, mpanjakan’ny Isiraely, izy hiady tamin’i Hazaela, mpanjakan’i Syria, tao Ramota-gileada; ary ny Syriana nahavoa an’i Jorama. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary ny saina nomen'ireo azy no narahiny, ka niara-nandeha tamin'i Jorama, zanak'i Ahaba, mpanjakan'ny Isiraely, izy hiady tamin'i Hazaela, mpanjakan'i Syria, teo Ramota-gileada; ary ny Syriana nahavoa an'i Jorama. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Ny saina nomen’ireo azy no narahiny ka niara-nandeha tamin’i Jorama, zanak’i Ahaba, mpanjakan’ny Israely, izy, hiady tamin’i Hazaela, mpanjakan’i Arama, tao Ramota-Gileada; ary nahavoa an’i Jorama ny Arameana. Jereo ny toko |
Nandeha nitsena azy i Hazaela ary nentiny niaraka taminy hatao fanatitra ho azy izay zava-tsoa indrindra tao Damasa, dia entan-drameva efapolo. Nony tonga izy, dia niseho teo anatrehany, nanao hoe: «Irahin’i Benhadada mpanjakan’i Siria zanakao aho, hiteny hoe: Ho velona aorian’ity aretina ity va aho?»