Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 21:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Samy notoloran-drainy fanomezana betsaka izy ireo, dia volafotsy sy volamena ary fanaka sarobidy mbamin’ny fifehezana tanànamimanda sasany tao Joda; fa ny maha-andriamanjaka kosa dia natolony an’i Jôrama, satria izy no lahimatoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Nomen’ny rainy harena betsaka izy ireo, dia volafotsy sy volamena ary zava-tsoa mbamin’ny tanàna mimanda sasany tany Joda; fa ny fanjakana kosa dia nomeny an’i Jehorama, satria izy no lahimatoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Samy notoloran-drainy fanomezana betsaka izy ireo, dia volafotsy sy volamena ary fanaka sarobidy mbamin’ny fifehezana tanànamimanda sasany tao Joda; fa ny maha-andriamanjaka kosa dia natolony an’i Jôrama, satria izy no lahimatoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Samy nomen-drainy tolo-bohitra betsaka izy ireo, dia volamena, volafotsy, zavatra sarobidy, mbamin’ny tanàna mimanda amin’i Jodà; fa ny fanjakana kosa napetrany amin’i Jôrama, fa izy no lahimatoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Ary nomen-drainy harena betsaka ireo, dia volafotsy sy volamena ary zava-tsoa mbamin’ny tanàna sasany mimànda tany Joda; fa ny fanjakana kosa dia nomeny an’i Jehorama, satria izy no lahimatoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Ary nomen-drainy harena betsaka ireo, dia volafotsy sy volamena ary zava-tsoa mbamin'ny tanàna sasany mimanda tany Joda; fa ny fanjakana kosa dia nomeny an'i Jehorama, satria izy no lahimatoa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Nomen’ny rainy harena betsaka izy ireo, dia volafotsy sy volamena ary zava-tsoa mbamin’ny tanàna mimanda sasany tany Joda; fa ny fanjakana kosa dia nomeny an’i Jehorama, satria izy no lahimatoa.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 21:3
5 Rohy Ifampitohizana  

Dieny mbola velona kosa i Abrahama no samy notolorany fanomezana ireo zanaky ny vadikeliny ary nampanalaviriny an’i Itsehàka zanany hankany amin’ny tany atsinanana.


Kinga i Rehabohama ka nanaparitaka ny zanakalahiny hafa rehetra eran’ny faritr’i Joda sy i Benjamîna, dia tany amin’ny tanànamimanda samihafa; nomeny sakafo betsaka ireo sady nitadiavany vady maro.


Nitoetra tao Jerosalema i Rehabohama ary nanamboatra tanànamimanda tany Joda,


Izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: «Raha manome ampahan’ny taniny ho an’ny anankiray amin’ny zanany lahy ny printsy filoha, dia ho lovan’io zanany lahy io sady ho lovan’ny taranany koa izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra