Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 19:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Dia niverina soa aman-tsara tao an-dapany, tao Jerosalema, i Jôsafata mpanjakan’i Joda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Niverina soa amantsara ho any an-tranony tany Jerosalema i Josafata, mpanjakan’ny Joda.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Dia niverina soa aman-tsara tao an-dapany, tao Jerosalema, i Jôsafata mpanjakan’i Joda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Nony niverina soa aman-tsara ho any an-tranony ao Jerosalema i Jôsafata mpanjakan’i Jodà,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 Ary Josafata, mpanjakan’ny Joda, niverina soa aman-tsara ho any an-tranony tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary Josafata, mpanjakan'ny Joda, niverina soa aman-tsara ho any an-tranony tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Niverina soa amantsara ho any an-tranony tany Jerosalema i Josafata, mpanjakan’ny Joda.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 19:1
3 Rohy Ifampitohizana  

Kanefa nihamafy ny ady tamin’izay andro izay, hany ka voatery nihafy ny mpanjakan’i Israely nitsangana teo amin’ny kalesiny, nanoloana ny tafika sirianina, mandra-paharivan’ny andro; fa nony efa hilentika ny masoandro, dia maty izy.


Niainga hitsena azy i Jehò mpaminany zanakalahin’i Hananỳ, ka nanao taminy hoe: –Moa ny olon-dratsy ve no tokony hampiana ary izay mpankahala ny TOMPO va no tokony hotiavinao? Noho izany, dia tezitra aminao ny TOMPO.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra