2Tantara 17:12 - DIEM PROTESTANTA12 Nandroso hery hatrany i Jôsafata ka nanao manda fiarovana sy tanàna fitahirizam-bokatra manerana an’i Joda. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Ary nihanahery indrindra i Josafata ka nanao trano fiarovana sy tanàna fitahirizana tany Joda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Nandroso hery hatrany i Jôsafata ka nanao manda fiarovana sy tanàna fitahirizam-bokatra manerana an’i Joda. Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 Efa nandroso amin’izay hampisondrotra azy ho amin’ny voninahitra ambony indrindra i Jôsafata. Nanao trano mimanda sy tanàna fitahirizana teo amin’i Jodà izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary Josafata nihanahery indrindra ka nanao trano fiarovana sy tanàna fitehirizana tany Joda. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary Josafata nihanahery indrindra ka nanao trano fiarovana sy tanàna fitehirizana tany Joda. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Ary nihanahery indrindra i Josafata ka nanao trano fiarovana sy tanàna fitahirizana tany Joda. Jereo ny toko |
Nanao tilikambo fiambenana ihany koa izy tao an-taniefitra sady nihady lavaka maro ho famorian-drano, satria nanana omby aman’ondry betsaka izy teny amin’ny faritr’i Sefelà sy teny amin’ny lemaka; ary nanana mpiasa tany teny an-kavoana sy mpamboly voaloboka teny an-tanimboaloboka koa ny mpanjaka, satria tia asa tany tokoa izy.