2Tantara 17:13 - DIEM PROTESTANTA13 Nanana tahirim-bokatra betsaka tao amin’ny tanànan’i Joda izy, ary koa miaramila maherifo tao Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Nanana fananana betsaka tao amin’ny tanànan’i Joda izy ary koa miaramila sy lehilahy mahery tany Jerosalema. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Nanana tahirim-bokatra betsaka tao amin’ny tanànan’i Joda izy, ary koa miaramila maherifo tao Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Katolika13 Nanana zavatra fitahiry betsaka izy teny amin’ny tanànan’i Jodà, ary miaramila mpiady, lehilahy mahery, tao Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ary nanana fananana betsaka tao amin’ny tanànan’ny Joda koa sy miaramila, lehilahy mahery, tany Jerosalema izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ary nanana fananana betsaka tao amin'ny tanànan'ny Joda koa sy miaramila, lehilahy mahery, tany Jerosalema izy. Jereo ny toko |