2Tantara 15:10 - DIEM PROTESTANTA10 ka tafavory tokoa tao Jerosalema tamin’ny volana fahatelon’ny taona faha-15 nanjakàn’i Asà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Ary nivory tany Jerosalema ireo tamin’ny volana fahatelo tamin’ny taona fahadimy amby folo nanjakan’i Asa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 ka tafavory tokoa tao Jerosalema tamin’ny volana fahatelon’ny taona faha-15 nanjakàn’i Asà. Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Dia nivory tao Jerosalema izy ireo, tamin’ny volana fahatelon’ny taona faha-15 nanjakan’i Asà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary nivory tany Jerosalema ireo tamin’ny volana fahatelo tamin’ny taona fahadimy ambin’ny folo nanjakan’i Asa. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary nivory tany Jerosalema ireo tamin'ny volana fahatelo tamin'ny taona fahadimy ambin'ny folo nanjakan'i Asa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Ary nivory tany Jerosalema ireo tamin’ny volana fahatelo tamin’ny taona fahadimy amby folo nanjakan’i Asa. Jereo ny toko |
Tamin’io andro io, andro faha-23 tamin’ny volana fahatelo na volana Sivàna, dia nantsoina ny mpitantsoratry ny amperôra. Araka izay rehetra nandidian’i Môrdôkay no nanoratany taratasy ho an’ny Jiosy sy ny solotenan’ny amperôra mbamin’ny governora sy mpitondra any amin’ny faritany 127 hatreo India ka hatrany Etiôpia. Taratasy araka ny fomba fiteny sy fanoratry ny firenena isan-tokony na araka ny fomba fiteny sy fanoratry ny Jiosy no nataony.