Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 13:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Fa nasain’i Jerôbohama nandroso ny miaramila mpanotrika mba hamely tampoka ny fahavalo avy eo ivoho, hany ka ny tafika israelita tavaratra no teo anoloan’ny Jodeanina ary ny mpanotrika no teo ivohony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Fa nasain’i Jeroboama nivily nihodidina ny fandehan’ny vela-pandrika mba hahatonga azy ireo ho ao aorianan’ny Joda ka teo anoloan’ny Joda izy, nefa ny vela-pandrika teo ivohony.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Fa nasain’i Jerôbohama nandroso ny miaramila mpanotrika mba hamely tampoka ny fahavalo avy eo ivoho, hany ka ny tafika israelita tavaratra no teo anoloan’ny Jodeanina ary ny mpanotrika no teo ivohony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Nasain’i Jerôbôama nandeha nisafelika ireo nanao otrika mba handrosoany avy any aoriana hamely ny fahavalony, ka ny antokony notarihiny moa, teo anoloan’i Jodà, ny otrika teo ivohony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Fa nasain’i Jeroboama nanompirana no fandehan’ny otrika mba ho tonga ao aoriany, ka dia izy teo anoloan’ny Joda, ary ny otrika teo ivohony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Fa nasain'i Jeroboama nanompirana no fandehan'ny otrika mba ho tonga ao aoriany, ka dia izy teo anoloan'ny Joda, ary ny otrika teo ivohony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Fa nasain’i Jeroboama nivily nihodidina ny fandehan’ny vela-pandrika mba hahatonga azy ireo ho ao aorianan’ny Joda ka teo anoloan’ny Joda izy, nefa ny vela-pandrika teo ivohony.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 13:13
6 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny taona faha-18 nanjakàn’i Jerôbohama zanakalahin’i Nebata tamin’i Israely no tonga mpanjakan’i Joda i Abiama;


Raha vao nanomboka nihoby sy nidera ireo mpihira, dia nataon’ny Tompo nisy fifanjevoana teo amin’ny Hamônita sy Môabita ary Edômita izay tonga hanafika ny Jodeanina, ka dia nifamely ireo.


Ny fahendren’olombelona sy ny fahaizana amam-pisainany dia maivana eo anatrehan’ny TOMPO.


«Adala tokoa ny vahoakako fa tsy mahalala Ahy», hoy ny Tompo. Ankizy tsy misaina ireo, tsy mahatakatra na inona na inona, tsy kinga afa-tsy amin’ny fanaovan-dratsy fa raha izay hanao ny tsara tsy hainy.


sady nanome baiko azy hoe: –Mandehana mamitsaka ao ivohon’ny tanàna ianareo ka aza manalavitra azy loatra fa samia vonombonona.


Dia nalefan’i Josoa ireo lehilahy mahery fo ireo ho any amin’ny faritra hamitsahany ka lasa naka toerana teo andrefan’i Hay, teo anelanelan’i Betela sy i Hay; fa i Josoa nijanona teo anivon’ny tafika sisa ihany tamin’io alina io.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra