Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 13:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Tamin’ny taona faha-18 nanjakàn’i Jerôbohama no tonga mpanjakan’i Joda i Abià;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Tamin’ny taona fahavalo amby folo nanjakan’i Jeroboama mpanjaka no tonga mpanjakan’ny Joda i Abia.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Tamin’ny taona faha-18 nanjakàn’i Jerôbohama no tonga mpanjakan’i Joda i Abià;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Tamin’ny taona faha-18 nanjakan’i Jerôbôama no vao nanjaka tamin’i Jodà i Abià, ary telo taona no nanjakany tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 ARY tamin’ny taona fahavalo ambin’ny folo nanjakan’i Jeroboama mpanjaka no vao nanjakan’i Abia tamin’ny Joda.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo nanjakan'i Jeroboama mpanjaka no vao nanjakan'i Abia tamin'ny Joda.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Tamin’ny taona fahavalo amby folo nanjakan’i Jeroboama mpanjaka no tonga mpanjakan’ny Joda i Abia.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 13:1
4 Rohy Ifampitohizana  

Ankoatran’i Mahalato dia nalain’i Rehabohama ho vady koa i Mahekà zanakavavin’i Absalôma sady niteraka an’i Abià sy i Hatahy ary i Zizà sy i Selômita.


Ny tantaran’i Rehabohama, na tamboalohany na tafara, dia voasoratra ao amin’ny boky milohateny hoe Asan’i Semahià mpaminany sy i Hidao mpahita sady voavisavisa tsara. Ary niady mandrakariva i Rehabohama sy i Jerôbohama.


Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Rehabohama, dia nalevina tao an-Tanànan’i Davida; ary i Abià zanany lahy no nanjaka nandimby azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra